Alahadin’ny AFIFAB -27 Martsa 2016
PASKA 2016 FANDAHARANA IOMBONANA Fiarahabana ApostolikaFiderana ny Tompo : Apokalypsy 15:3b-4Hira 146Vavaka FideranaSitrapon’ Andriamanitra : I Korint. 15 : 12-15Hira 141 : 3Vavaka FifonanaHira…
PASKA 2016 FANDAHARANA IOMBONANA Fiarahabana ApostolikaFiderana ny Tompo : Apokalypsy 15:3b-4Hira 146Vavaka FideranaSitrapon’ Andriamanitra : I Korint. 15 : 12-15Hira 141 : 3Vavaka FifonanaHira…
FANASANA Hanatanteraka hetsika ny RADIO FAHAZAVANA ny Alahady 20 Martsa 2016 ho avy izao , amin’ny 2ora sy sasany tolakandro…
Andriamanitry ny Famonjena ny Tompo. Izany no teny iarahabana antsika mpianakavin’ ny finoana FJKM. Izany koa no teny sy asa ampaherezana…
Fa ny fanantenana no namonjena ny mino ». (Romana 8.24a)Ry havana,Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray…