FAMOAHANA MPITANDRINA SY MPAMPIANATRA 2016
« ANDIANY IRAKA JOBILY FIHAVAOZANA » SEHATRA ANTSAHAMANITRA Alahady 31 Jolay 2016 , 2 ora sy sasany
« ANDIANY IRAKA JOBILY FIHAVAOZANA » SEHATRA ANTSAHAMANITRA Alahady 31 Jolay 2016 , 2 ora sy sasany
JOBILY VOLAFOTSY ( 25 taona ) Sabotsy 13 Aogositra 2016 FJKM Tranovato Anjanahary Maritiora
Alarobia 27 Jolay 2016 ka hatramin’ny 29 Jolay 2016 – Ambalavao – Ambanja – Fenoarivo Atsinanana
– Sabotsy 23 Jolay 2016 , 9ora sy sasany – Alahady 24 Jolay 2016, 9ora sy sasany
FIANGONAN’I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA « Fa ny fanantenana no namonjena ny mino » (Rom 8.24a) Ry havana, “Ho aminareo anie ny…
FIANTSOANA Ho antsika rehetra mpikirakira ny Gazety amin’ ny Fiangonana FJKM dia ampahafantarina isika fa amin’ ny Alakamisy 9 Jona…
VONJY AINA ho an’ny MPINO KRISTIANAany ATSIMO tratry ny KERE Noho ny fahalavan’ny fotoana nisian’ny KERE any atsimo, dia lasa…
TATITRA SY VAOVAO Isaorana ny Tompo fa tanteraka ny Alakamisy 26 Mey 2016 tao amin’ny efitrano malalaky ny FOIBE FJKM…
FANASANA Ny Asa FIfandraisana sy FAmpahalalam-Baovao ( AFIFAB ) FOIBE FJKM dia miantso ireo tomponandraikitry ny Tranokalam-pifandraisana na SITE WEB…