Fivorian’ny MF 01 SL XVIII.
Antsoina ny Mpikambana ao amin’ny Mpiandraikitra Foibe rehetra , ny President Synodal rehetra, ny Tonian’ny Sampana sy Sampanasa ary Asa…
Antsoina ny Mpikambana ao amin’ny Mpiandraikitra Foibe rehetra , ny President Synodal rehetra, ny Tonian’ny Sampana sy Sampanasa ary Asa…
« Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika » 2 Tim 1.8 Ny Foibe FJKM dia faly manasa antsika mpianakavin’ny finoana…
Miseho amin’ny endrika vaovao Ny Alatsinainy 10 Oktobra 2016 tamin’ny 9 ora sy 45 mn maraina lasa teo no nivoaka…
FANASANA « Ary ianareo koa dia vavolombelona hanambara » Jaona 15.27a Ny Foibe Fitondran-tSekoly FJKM dia faly manasa ny Fianakaviamben’ny Sekoly…
FIVORIAMBE FIARAHA-MIVAVAKA Ny fivoriana fiaraha-mivavaka fanaontsika Fiangonana rehetra eto Antananarivo Renivohitra sy ny manodidina ( FJKM –ARM) isan-taona dia hotanterahina…
FIARAHAMIAINA AMIM-BAVAKA MASERA MAMRE F.J.K.M FANDAHARANA IOMBONANA Manana toerana telo ny Mamre F.J.KM Foiben-toerana FIARAHAMIAINA AMIM-BAVAKA MAMRE…
IZA AVY MOA NO IRAHINA HOE: “VONTOSY FILAZANTSARA NY NOSY MADAGASIKARA!”? Ny valiny dia ISIKA REHETRA ! Iza avy izany?…
SAMPANA FIVONDRONANA LAIKA (SFL) B.P. 623 – Antananarivo 101 É 22 287 90 BFV N° 21000/268 75 – 1 ;…
SAMPANA MPANAZAVA SY TILY (SAMPATI) BP.623 – 101 Antananarivo 24 260 95 Biraon’ny SAMPATI (V.508) Filoha : RAKOTOVAO Hajarimiadana,…
SAMPANA VOKOVOKO MANGA Immeuble Ifanomezantsoa Analakely Rihana faha 5- Varavarana 506 033 12 073 21 – e-mail: svm_fjkm@yahoo.com Filoha…