AFIFAB / Fanasana

Ny AFIFAB FJKM miaraka amin'ny rantsa-mangaika isan'ambaratongany dia faly manasa antsika, ho fanamarihana ny HERINANDRON'NY FIFAINDRAISANA : 19 - 25 Martsa 2018, amin'ny fampirantiana ny Sehatr'asa, ny Sampan-draharaha eto amin'ny Fifandraisana Foibe, ny Synodamparitany sy ny Fitandremana .Trano IFANOMEZANTSOA I - Analakely Foibe FJKM - Rihana faha 2 - Varavarana faha 201. 20 - 23 MartsaRINDRA GASY FIDERANA miaraka amin'i ASAFIA FJKM Ambodihady Vaovao + TROMPETRA VOLAMENA - FJKM Manarintsoa Finoana + Vahiny maro tsy ampoizina. FJKM ANDRAVOAHANGY FIVAVAHANA ny Alahady 25 martsa 2018 manomboka amin'ny 2 ora sy sasany tolakandro.

Perikopa 2024

Mey: MAMPAHERY NY FANAHY MASINA

| | 05. Alahady faha V manaraka ny Paska
Joba 33. 1–7 | Jaona 1. 32–34 | Romana 8. 9–13

| | 09. ANDRO NIAKARANA
Salamo 68. 15–18 | Marka 16. 19–20 | Heb. 9. 23–28

| | 12. Ala. VI man. Paska – Sampana Lehilahy Kristiana
Mpitsara 14. 5–9 | Jaona 16.5–11 | Galatiana 6. 1–10

| | 19. PENTEKOSTA – Mpiasa Foibe FJKM
Isaia 61. 1–3 | Jaona 3. 1–8 | Asan'ny Apostoly 4. 8–12

FJKM Fahazavana

FJKM TRANOVATO AMBATONAKANGA – SP IARIVO AVARADRANO (19)

Alahady 21 Aprily 2024

Production FTV