AFIFAB / Pyl么ne RADIO FAHAZAVANA

Fanamboarana ny pyl么ne聽
ho fanatsarana ny fampitana ny feo

Isaorantsika ny Tompo fa mizotra soa aman-tsara ny asa fanamboarana ny Pyl么ne ho an’ ny Radio Fahazavana eny Ambohibe Ilafy, efa vita ny fototra; efa voarandrana ny vy ary efa hampiakatra ny Vy (massif pyl么ne) isika tsy ho ela.聽Raha sitrapon’ ny Tompo dia heverina ho vita ny volana Aprily izao ny asa rehetra.聽Mbola antenaina sy irina ny tolo-tanana avy amintsika na ny vavaka na ny ara-bola. Afaka manatona mivantana ety @ Foibe FJKM Analakely, rihana faha-6 Ifanomezantsoa Analakely izay liana sy vonona ho amin’ ny tolo-tanana.

AFIFAB FJKM