Lohahevitra Perikopa 2024
« Miorena tsara,aza miova » (1 Kor 15.58)
| VOLANA / TAONA | LOHAHEVITRA |
| JANOARY | Lehibe ny Voninahitr’Andriamanitra |
| FEBROARY | Mampitandrina amin’ny didiny Andriamanitra |
| MARTSA | Manorina ny fanekeny ny Tompo |
| AVRILY | Manazava ny mpino ny Tompo |
| MEY | Mampahery ny Fanahy Masina |
| JIONA | Miaro ny olony ny Tompo |
| JOLAY | Miaraha-mandeha amin’ny Tompo Andriamanitrao |
| AOGOSITRA | Manamasina ny tenany ny mpino |
| SEPTAMBRA | Miorina ao amin’ny Tompo ny mpino |
| OKTOBRA | Mihavao ao amin’ny Tompo ny mpino |
| NOVAMBRA | Iaino ny toe-panahy araka an’Andriamanitra |
| DESAMBRA | Manetry tena ny mpino |