KFTM/ Dian’ireo Maritiora

KOMITY FANORENANA NY TSANGAMBATON’ NY MARITIORA

HETSIKA « DIAN’ IREO MARITIORA »

Fa ny olona izay mahalala an’Andriamanitra kosa dia hifikitra amin’ izany ka hankatò azy” (Dan 11 : 32b)

Hahafantaranao ny tantaran’ ireo Maritiora sady fijoroana vavolombelon’ ny Filazantsara

Sabotsy 13 Aogositra 2022

  • 08h30       FJKM Faravohitra
  • Fanompoam-pivavahana fanombohana
  • Mihazo ny FJKM Ambatonakanga
  • Manohy mihazo ny FJKM Amboninampamarinana
  • Mihazo ny FJKM Rasalama Maritiora Ambohipotsy
  • Fanompoam-pivavahana famaranana

HIsy fampahafantarana ny tantaran’ ireo Maritiora isaky ny Fiangonana lalovana.

Manantena ny fandraisanao anjara ho voninahitr’ Andriamanitra !

Perikopa 2024

Mey: MAMPAHERY NY FANAHY MASINA

| | 09. ANDRO NIAKARANA
Salamo 68. 15–18 | Marka 16. 19–20 | Heb. 9. 23–28

| | 12. Ala. VI man. Paska – Sampana Lehilahy Kristiana
Mpitsara 14. 5–9 | Jaona 16.5–11 | Galatiana 6. 1–10

| | 19. PENTEKOSTA – Mpiasa Foibe FJKM
Isaia 61. 1–3 | Jaona 3. 1–8 | Asan'ny Apostoly 4. 8–12

| | 26. Ala. Trinite – Alahady FFPM
Genesisy 11. 1–9 | Jaona 14. 15–21 | 2Korintiana 13. 11–14

FJKM Fahazavana

FJKM ANOSIVAVAKA – SP Antananarivo Andrefana (10)

Alahady 05 May 2024

Production FTV