Reninjaza kristiana / Fihaonambe 2017.

 

FANASANA 

« ary  aoka isika  hifampandinika  hampandroso  ny  finoana sy ny asa tsara . Fa Jobily izany ka ho masina  ho anareo »  (Heb 10.24;Lev 25.12a)

Ny Fihaonamben’ny Reninjaza Kristiana  dia hotanterahina ny Alakamisy 14 – 17 Septambra 2017 eny amin’ny FJKM AMBOHIMALAZA Kanana Vaovao sy ny sekoly FJKM Vinet Ambohimalaza (SP 12).

Toy izao ny andinindiny :

-Fahatongavan’ny mpizaika : Zoma 15 Aogositra , 8ora maraina

-Fanompoampivavahana fanokafana : 10 ora maraina , FJKM Ambohimalaza K.V

-Famaranana : Alahady 17 Aogositra  aorian’ny sakafo atoandro .

Samia mitondra Baiboly sy  fihirana , fitaovam-panoratana , fanafody mitaiza , fitaovam-pihinanana , fitaovam-pidiovana , firakotra mafana , lafika fatoriana , lambaoany  sy izay mampiavaka ny faritra .

Sarandasy : 50 000 Ariary / olona

vidimboky : 5000 Ar

Samy manao izay hahatongavany eny an-toerana

Perikopa 2024

Mey: MAMPAHERY NY FANAHY MASINA

| | 09. ANDRO NIAKARANA
Salamo 68. 15–18 | Marka 16. 19–20 | Heb. 9. 23–28

| | 12. Ala. VI man. Paska – Sampana Lehilahy Kristiana
Mpitsara 14. 5–9 | Jaona 16.5–11 | Galatiana 6. 1–10

| | 19. PENTEKOSTA – Mpiasa Foibe FJKM
Isaia 61. 1–3 | Jaona 3. 1–8 | Asan'ny Apostoly 4. 8–12

| | 26. Ala. Trinite – Alahady FFPM
Genesisy 11. 1–9 | Jaona 14. 15–21 | 2Korintiana 13. 11–14

FJKM Fahazavana

FJKM ANOSIVAVAKA – SP Antananarivo Andrefana (10)

Alahady 05 May 2024

Production FTV