ARORIAKA (APA)

Fanentanana

Manentana ny Sampana, Sampan’Asa, Asa izay hanatontosa FIHAONAMBE 2022 mba hanao
ny « Assurances Personnelles contre les Accidents » (APA). Fenoina ny
Annexe 01 izay ahitàna ny lisitran’ireo izay handeha rehetra sy ny fomba
famenoana izany araka ny modely (Fichiers attachés). Solontena iray no
mandeha aty amin’ny ARORIAKA fa misy taratasy hafa fenoina roa (02)andro
mialoha ny andehanana raha kely indrindra. 2000 Ariary isan’olona ny
sarany raha latsaky ny 10 andro ny faharetan’ny dia.

Afaka manatona na miantso ny ARORIAKA ireo izay mila fanazavàna
fanampiny.

aroriaka@fjkm.mg
034 07 206 84
033 21 165 98

 NOM ET PRENOMS SEXE (M ou F)  DATE DE NAISSANCE Gaucher ou Droitier (G ou D) NOM ET PRENOMS DE PERSONNNE BENEFICIAIRE EN CAS DE DECES
1     
2     
3     
4     
5     
6     
7     
8     
9     
….     
..     
..     
21     
22     

Perikopa 2024

Mey: MAMPAHERY NY FANAHY MASINA

| | 05. Alahady faha V manaraka ny Paska
Joba 33. 1–7 | Jaona 1. 32–34 | Romana 8. 9–13

| | 09. ANDRO NIAKARANA
Salamo 68. 15–18 | Marka 16. 19–20 | Heb. 9. 23–28

| | 12. Ala. VI man. Paska – Sampana Lehilahy Kristiana
Mpitsara 14. 5–9 | Jaona 16.5–11 | Galatiana 6. 1–10

| | 19. PENTEKOSTA – Mpiasa Foibe FJKM
Isaia 61. 1–3 | Jaona 3. 1–8 | Asan'ny Apostoly 4. 8–12

FJKM Fahazavana

FJKM TRANOVATO AMBATONAKANGA – SP IARIVO AVARADRANO (19)

Alahady 21 Aprily 2024

Production FTV