Herinandron’ny AFIFAB 2021

FANDAHARAM-POTOANA

1-Talata 23 – 27 Martsa 2021 : Fampirantiana

Efitrano faha-201, Foibe FJKM Analakely;

Fanokafana: Talata 23 Martsa ,9 ora sy sasany maraina

2-Alahady 28 Martsa 2021 maraina :

Fitondrana am-bavaka isam-pitandremana.

  Fanompoam-pivavahana iraisana : FJKM AMBATOMENA, amin’ ny 10 Ora maraina.

3-Alahady 28 Martsa tolakandro:

Antsan-kira Malagasy ao FJKM AMPARIBE FAMONJENA amin’ny 2 ora sy sasany

-ny Antokom-pihira miangaly sy mikalo ny bà gasy ny STK Ambodihady,

-ny Antokom-pihira Fifohazana , »ny Teny sy Asa »

-ny Antokom-pihira miangaly ny zafindraony Ny Antema Amboasarikely Fiadanana.

Perikopa 2024

Mey: MAMPAHERY NY FANAHY MASINA

| | 05. Alahady faha V manaraka ny Paska
Joba 33. 1–7 | Jaona 1. 32–34 | Romana 8. 9–13

| | 09. ANDRO NIAKARANA
Salamo 68. 15–18 | Marka 16. 19–20 | Heb. 9. 23–28

| | 12. Ala. VI man. Paska – Sampana Lehilahy Kristiana
Mpitsara 14. 5–9 | Jaona 16.5–11 | Galatiana 6. 1–10

| | 19. PENTEKOSTA – Mpiasa Foibe FJKM
Isaia 61. 1–3 | Jaona 3. 1–8 | Asan'ny Apostoly 4. 8–12

FJKM Fahazavana

FJKM TRANOVATO AMBATONAKANGA – SP IARIVO AVARADRANO (19)

Alahady 21 Aprily 2024

Production FTV