FILAZANA

FARA-FISORATANA ANARANA

Noho ny  hamehana ara-pahasalamana misy  eto  amin’ny firenena dia hihemotra  toy izao  ny fara-fisoratana anarana amin’ireto  fanadinam-panjakana manaraka ireto :

CEPE-BEPC / Fara-fisoratana anarana  15 MEY 2020

 CAP-BEP-CFA /  Fara-fisoratana anarana  29 MEY 2020

Perikopa 2024

Mey: MAMPAHERY NY FANAHY MASINA

| | 09. ANDRO NIAKARANA
Salamo 68. 15–18 | Marka 16. 19–20 | Heb. 9. 23–28

| | 12. Ala. VI man. Paska – Sampana Lehilahy Kristiana
Mpitsara 14. 5–9 | Jaona 16.5–11 | Galatiana 6. 1–10

| | 19. PENTEKOSTA – Mpiasa Foibe FJKM
Isaia 61. 1–3 | Jaona 3. 1–8 | Asan'ny Apostoly 4. 8–12

| | 26. Ala. Trinite – Alahady FFPM
Genesisy 11. 1–9 | Jaona 14. 15–21 | 2Korintiana 13. 11–14

FJKM Fahazavana

FJKM ANOSIVAVAKA – SP Antananarivo Andrefana (10)

Alahady 05 May 2024

Production FTV