Alah’Arsiva sy Tranombakoka 2020
MAHATOKY NY TENY VAVOLOMBELON’ NY TOMPO
ALAHADIN’NY ARSIVA SY TRANOMBAKOKA taona 2020
- FANDAHARANA IOMBONANA
- HAFATRA
- RAKITRA ARSIVA 2018, 2019
Alahady 16 Febroary 2020
FANDAHARAM-POTOANA
- Fidirana : Feon-javamaneno na Antoko Mpihira
- Hira Faneva faha 200 taona Sekoly FJKM
- Fiarahabana Apostolika : II Kor 13 : 14 Amena
- Fiantsoana ny Anaran’Andriamanitra
- Salamo faha 103
- Hira Tsanta 5
Vavaka fiderana
- Sitrapon’Andriamanitra: « Josoa 1 : 8 :»Sambatra ny mahitsy làlana…”
- Hira 503
- Vavaka fifonana
- Hira Fanampiny 22
- Famelan-keloka : “ I Pet. 1:23” Sambatra ny olona izay voavela ny helona…”
- Hira 392 : 1
- Fanekem-pinoana laharana faha – 3
- Feon-javamaneno na Antoko Mpihira
- Hafatra avy amin’ny Foibe Arsiva syTranombakoka
- Raharahan’ny Fiangonana
- Fanatitra (Antoko Mpihira)
Fanolorana ny fanatitra
- Hira 275 : 1
- Fankalazana ny Tenin’Andriamanitra
- Hira 212
- 5mn n’ny Sekolin’ny
Tenin’Andriamanitra
- Hira 226
- Vavaka sy Soratra Masina :
Sal 19 : 7 -11. / Lio 5 : 1-7 /I Pet 1 : 22-25
- Hira 177 : 1-3
- Toriteny
Hira (Antoko Mpihira)
- Vavaka fangatahana + vavaka nampianarin’ny Tompo
- Asa vavolombelona
- Hira 435 : 1-3
- Tsodrano. Nomery 6/24-26Amena!
- Ho an’Andriamanitra ny voninahitra !
Amin’ny Anaran’ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina. AMENA !
HAFATRA
“Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika”II Tim. 1:8a
Ry Havana,
Isaorana ny Tompo noho ny famindrampony. Faly miarahaba antsika rehetra nahavita soa ny fankalazana ny Noely sady nahatratra izao taona vaovao izao. Ny tana-maherin’Andriamanitra anie homba antsika hatrany ahazoantsika fifaliana sy fiadanana mandrankariva amin’ny fanatanterahana ny asany rehetra. II Tes. 3/16a.
Ity taona 2020 ity no hamaranana ny fanavaozana eto anivon’ny FJKM koa entintsika am- bavaka izany. Eo ihany koa ny Synoda Lehibe faha IXX any Sambava ny volana Aogositra ho avy izao.
Manomboka amin’ity taona 2020 ity dia ALIMANAKA FJKM no vokarin’ny Arsiva sy Tranombakoka izay misy ireo sary tranainy, ny tetiandron’ny Foibe, ny datin’ny Isankerintaona avy amin’ny SP rehetra. Manentana ny Mpitandrina sy ny Kristiana momba ny fanangonana sy fiarovana ireo zavatra fahatsiarovana satria sarobidy loatra ho an’ny Fiangonana izany. Manentana ireo SP mbola tsy nahavita ny fandefasana ireo labasy misy ny tantarany aty amin’ny Arsiva/FJKM mba hanao izany. Isorana ny Tompo ny efa fanatanterahana ny daty malaza isaky ny Synodamparintany; aoka hamantatra ireo sary, na hira na fitaovana tranainy izay nampiavaka ny Fiangonana ka fonosina sy ampirimina amin’ny toerana azo antoka. Aoka ho raiketina an-tsoratra ny karazany,, ny isany, ny toetoetrany, ny Fitandremana misy azy, Ohatra momba ny Fanaka : filanjana, seza, latabatra, kalisy, Momba ny Boky : Baiboly tranainy, Tiona, bokin-kira. Momba ny Sary : Fiangonana, mpitondra Fivavahana, Momba ny sary : sarintany, Tilikambo, vavahady sns.. Momba ny Zavamaneno : harmonia, orgue, antsiva. Tsapa tokoa fa manamora ny fananganana Mozea ny fanorenana Fiangonana anefa ny taloha dia mbola mitoetra.
Isaorana hatrany ny SP sy ny Fitandremana nandrotsaka ny Rakitra tamin’iny taona ity ary manentana ny fandrotsahana ho an’nyFoiben’ny Arsiva sy Tranombakoka FJKM eto Faravohitra na arotsaka amin’ity kaonty ity BNI Madagascar kaonty n° 01 0449290020 094 Association FOIBE FJKM Bibliothèque Archives BP 623 101 Antananarivo. Na apetraka ao amin’ny Foibe SAF/FJKM.Tolorana fisaorana manokana ireto Fiangonana ireto izay nandrotsaka ny anjara rakitra ny taona 2018 sy ny taona 2019. Azonareo atao ny miantso anay amin’ny fanentanana aty amin’ny Fiangonana.
Dia manao veloma amin’ny Anaran’ny Jesoa kristy ho an’ny mpianakavin’ny Finoana rehetra !
Ny Filohan’ny Komity Ny Tale
RAHAJARY R. Tsialoninarivo. RALISON R. Fara Fanja, Mpitandrina
Rakitra Alahadin’ny Arsiva 2019
Synodamparitany Afovoany Andrefana 01 | |
Rakitra FJKM Ambatolava Karmela SP 01 | 10 000 |
Rakitra FJKM Andavabato Fahasoavana SP 01 | 12 900 |
Synodamparitany Afovoany Atsinanana Vaovao 02 | |
Rakitra FJKM Ampasina Maningory SP 02 | 40 300 |
Synodamparitany Ambatondrazaka Vaovao 05 | |
Rakitra FJKM Andrarabary Fitiavana SP 05 | 7 500 |
Rakitra FJKM Andilanomby Ambatondrazaka SP 05 | 8 100 |
Rakitra FJKM Vohidiala SP 05 | 10 000 |
Synodamparitany Amoron’ i Mania Ambositra 06 | |
FJKM Ambondrona Filadelfia SP 06 – Rakitra 2018 | 2 400 |
FJKM Ambondrona SP 06 – Rakitra 2018 | 3 300 |
FJKM Iakarina Finoana SP 06 – Rakitra 2018 | 1 250 |
FJKM Nanandrana Firaisantsoa SP 06 – Rakitra 2018 | 3 100 |
FJKM Vohimarina Fitiavana SP 06 – Rakitra 2018 | 1 250 |
Synodamparitany Andrefana Atsimonankaratra Miara-dia 08 | |
Rakitra VOMM Galilia Fiorenana SP 08 | 11 800 |
Synodamparitany Antananarivo Andrefana 10 (13) | |
Rakitra Salema vaovao 2018 | 25 000 |
Rakitra FJKM Ambalavao Isotry SP 10 | 106 600 |
Rakitra FJKM Ambatomena SP 10 | 68 200 |
Rakitra FJKM Ambavahaditokana SP 10 | 84 100 |
Rakitra FJKM Ambodihady Vaovao SP 10 | 30 000 |
Rakitra FJKM Ambodimita Betela SP 10 | 122 000 |
Rakitra FJKM Ambohijatovo Fitiavana SP 10 | 50 000 |
Rakitra FJKM Ambohijafy Fanantenana SP 10 | 40 000 |
Rakitra FJKM Ambohimamory Malala Orimbato SP 10 | 173 450 |
Rakitra FJKM Ambohimena Fahasoavana SP 10 | 27 400 |
Rakitra FJKM Antongombato Fahasoavana SP 10 | 61 000 |
Synodamparitany Antananarivo Andrefana 10 | |
Rakitra FJKM Kristy Fanantenana Antohomadinika SP 10 | 25 000 |
Rakitra FJKM Ziona Fahazavana Anosibe SP 10 | 200 000 |
Rakitra FJKM Salema Vaovao 67 Ha SP 10 | 25 000 |
Synodamparitany Antananarivo Atsimo 11 | |
Rakitra FJKM RASALAMA Ambohipotsy SP 11 | 200 000 |
Rakitra FJKM Ambohiborona Fitiavana SP 11 | 10 700 |
Rakitra FJKM Ambohijanaka Gara Fitiavana SP 11 | 89 420 |
Rakitra FJKM Ambohimanoa Alasora SP 11 | 40 000 |
Rakitra FJKM Ankadimbahoaka SP 11 | 50 000 |
Rakitra FJKM Fiadanana Maritiora SP 11 | 106 500 |
Rakitra FJKM Ifarihy Famonjena SP 11 | 30 000 |
Synodamparitany Antananarivo Atsinanana 12 | |
Rakitra FJKM Ambavahadimitafo | 100 000 |
Rakitra FJKM Ambatoroka Finoana SP 12 | 105 500 |
Rakitra FJKM Ambavahadimitafo SP 12 | 100 000 |
Rakitra FJKM Ambohimiandra SP 12 | 125 200 |
Rakitra FJKM Ambohipeno Famonjena SP 12 | 15 000 |
Rakitra FJKM Ambohitriniandriana Fitiavana SP 12 | 15 000 |
Rakitra FJKM Andraisoro Kristy Fehizoro SP 12 | 40 000 |
Rakitra FJKM Anonimasina SP 12 | 51 500 |
Rakitra FJKM Manohisoa Fitiavana SP 12 | 10 000 |
Rakitra FJKM Tranovato Faravohitra SP 12 | 900 300 |
Rakitra Aumonerie CENHOSOA SP 12 | 83 100 |
Rakitra FJKM Betafo SP 12 | 32 100 |
Synodamparitany Arivonimamo Vaovao 13 | |
Rakitra FJKM Ziona Famonjena Imerintsiatosika SP 13 | 122 800 |
Rakitra FJKM Ambatobe Lovasoa SP 13 | 7 360 |
Rakitra FJKM Ambohimahavelona Sampamboaloboka SP 13 | 7 700 |
Rakitra FJKM Antenimbe SP 13 | 14 700 |
Rakitra FJKM Ambohitrony Fiadanana SP 13 | 5 920 |
Rakitra FJKM Miadanimerina SP 13 | 8 050 |
Rakitra FJKM Orima Manalalondo SP 13 | 9 500 |
Rakitra FJKM Tsirangaina SP 13 | 19 200 |
Rakitra FJKM Ziona Fiovana Amboanana SP 13 | 10 600 |
Synodamparitany Atsimon’Iarivo Miray 15 | |
Rakitra FJKM Marirano Betlehema SP 15 – 2018 | 14 800 |
Rakitra FJKM Ambatolampy Fitiavana SP 15 | 40 000 |
Rakitra FJKM Amboanjombe Ankavodiana SP 15 | 14 100 |
Rakitra FJKM Ambolotarakely Edena Fihavaozana SP 15 | 5 000 |
Rakitra FJKM Ampangabe Famonjena SP 15 | 21 000 |
Rakitra FJKM Ambohimangakely SP15 | 4 600 |
Rakitra FJKM Andranomainty Salema SP 15 | 4 200 |
Rakitra FJKM Antanetibe Maromby SP 15 | 2 000 |
Rakitra FJKM Antsiriribe Finoana SP 15 | 12 200 |
Rakitra FJKM Antotohazo SP 15 | 18 400 |
Rakitra FJKM Bemasoandro SP 15 | 10 000 |
Rakitra FJKM Manarintsoa Fahazavana SP 15 | 11 100 |
Rakitra FJKM Marirano Betlehema SP 15 | 14 800 |
Rakitra FJKM Soamonina Fanavaozana SP 15 | 5 800 |
Rakitra FJKM tsarazaza Finoana SP 15 | 6 200 |
Rakitra FJKM Tsiafahy Fihavaozana SP 15 | 60700 |
Rakitra FJKM Ankerana Filadelfia | 4 300 |
Synodamparitany Iarivo avaradrano 19 | |
Rakitra FJKM Ambatonakanga SP IA 19 | 100 000 |
Rakitra FJKM Ambodiala Peniela SP 19 | 35 000 |
Rakitra FJKM Ambohimarina Fiderana SP 19 | 26 820 |
Rakitra FJKM Antanandrano Fitahiana SP IA 19 | 24 700 |
Rakitra FJKM Antsampandrano Fiderana SP19 | 213 700 |
Rakitra FJKM Faravohitra Avaratra SP 19 | 50 300 |
Rakitra FJKM Tsarafara Sabotsy Namehana SP 19 | 20000 |
Synodamparitany Bemaraha 21 | |
56* Rakitra FJKM Betela Vaovao Maintirano SP 21 | 23000 |
Synodamparitany Mananara Firaisana 22 | |
57* Rakitra FJKM Andranokotona U F SP 22 | 12 200 |
58* Rakitra FJKM Ambohijanahary Fanantenana SP 22 | 7 000 |
Rakitra FJKM Anosy Fitiavana SP 22 | 31 000 |
Synodamparitany Mananjary Pangalana 23 | |
Rakitra Pe Sahavato SP Mananajary Pangalana SP 23 | 25 000 |
Synodamparitany Matsiatrasoa 25 | |
Rakitra FJKM Tsaramandroso Ziona Fihavaozana SP 25 | 13 800 |
Synodamparitany Miarinarivo Fahazavana 27 | |
Rakitra FJKM ankotrabe SP 27 | 5 200 |
Rakitra FJKM Sanganoro Fahazavana SP 27 | 17 400 |
Synodamparitany Mandridrano Mpiambina Soavinandriana Itasy 29 | |
Rakitra FJKM Ampary Famonjena SP 29 | 5300 |
Rakitra FJKM Andranomanoa Fehizoro SP 29 | 18 000 |
Synodamparitany Toliara Fihavaozana 33 | |
Rakitra FJKM Ambahikely SP 33 | 17 000 |
Rakitra PE Sakaraha Manodidina SP 33 | 10 000 |
Synodamparitany Tsiroanomandidy 34 | |
Rakitra Andranomadio Antanambao Fahazavana SP 34 | 5 400 |
Synodamparitany Atsimonankaratra Fahazavana 38 | |
Rakitra FJKM Belambo Lapan’ny Fiadanana SP 38 | 25 800 |
Rakitra FJKM Mahazina Famonjena SP 38 | 10 000 |
Rakitra FJKM Mamory Fitiavana SP 38 | 13 420 |
Fiangonana miisa | 94 |