TOPAZA FJKM / 75 Taona

TOERAMPAMONJENA ZAZA

Mitsangana, areno ny zaza, ka tantano; fa hataoko firenena lehibe izy”.

(Genesisy 21, 18)

Jobily faha 75 taona niorenan’ny

TOPAZA/FJKM

Faly manasa antsika mpianakavin’ny finoana amin’ny Fankalazana an’ Andriamanitra  noho ny famaranana ny faha-75 Taonan’ny TOPAZA /FJKM eny AMBOHIPOTSY .Izany Dia hotanterahina ny Sabotsy 07 Desambra 2019 ; manomboka amin’ny 9ora sy sasany maraina  ao amin’ny FJKM Ambohipotsy Rasalama Maritiora . Hisy ny SEHO KRISMASY efa niomanan’ireo zaza tezaina ao . Koa tongava maro .

 « Ataovy izay rehetra azon’ny tànanao hatao  fa Andriamanitra no  momba anao » 1 Sam 10.7

Perikopa 2024

Aprily: MANAZAVA NY MPINO NY TOMPO

| | 28. Ala. IV man. Paska – Asa TOPAZA
Genesisy 21. 12–21 | Matio 19. 13–15 | Hebreo 12. 7–11

Mey: MAMPAHERY NY FANAHY MASINA

| | 05. Alahady faha V manaraka ny Paska
Joba 33. 1–7 | Jaona 1. 32–34 | Romana 8. 9–13

| | 09. ANDRO NIAKARANA
Salamo 68. 15–18 | Marka 16. 19–20 | Heb. 9. 23–28

| | 12. Ala. VI man. Paska – Sampana Lehilahy Kristiana
Mpitsara 14. 5–9 | Jaona 16.5–11 | Galatiana 6. 1–10

FJKM Fahazavana

FJKM TRANOVATO AMBATONAKANGA – SP IARIVO AVARADRANO (19)

Alahady 21 Aprily 2024

Production FTV