Manjo

Filazana

Nodimandry ny Alatsinainy 07 Oktobra 2019 teo amin’ny faha-41 taonany ny

Mpitandrina RANDRIATIANARIVELO Faliarisoa

 Fenomanana Mirana

mitondra ny Postes d’Evangelisation ANALALAVA

(SP Sofia Andrefana 31)

Ny nofony dia andrasana ao amin’ny Lot MB 242 Mahabo Andoharanofotsy ny 07, 08 Oktobra . Hanomezam-boninahitra an’ Andriamanitra ao amin’ny FJKM AMBOHIMARINA FAHARETANA (SP 11) ny Alarobia 09 Oktobra  , amin’ny 7ora maraina .

Entina ao Bemasoandro Ambatolampy ka andrasana ao amin’ny Lot A 422 bis ny 09 Oktobra .

Entina hanomezam-boninahitra an’ Andriamanitra ao amin’ny FJKM BETELA Famonjena ny Alakamisy 10 Oktobra 2019 amin’ny 1ora ;

« Efa niady ny ady tsara aho. Nahatanteraka ny fihazakazahako aho . Nitahiry ny finoana aho » 2 Tim 4.7

Perikopa 2024

Aprily: MANAZAVA NY MPINO NY TOMPO

| | 28. Ala. IV man. Paska – Asa TOPAZA
Genesisy 21. 12–21 | Matio 19. 13–15 | Hebreo 12. 7–11

Mey: MAMPAHERY NY FANAHY MASINA

| | 05. Alahady faha V manaraka ny Paska
Joba 33. 1–7 | Jaona 1. 32–34 | Romana 8. 9–13

| | 09. ANDRO NIAKARANA
Salamo 68. 15–18 | Marka 16. 19–20 | Heb. 9. 23–28

| | 12. Ala. VI man. Paska – Sampana Lehilahy Kristiana
Mpitsara 14. 5–9 | Jaona 16.5–11 | Galatiana 6. 1–10

FJKM Fahazavana

FJKM TRANOVATO AMBATONAKANGA – SP IARIVO AVARADRANO (19)

Alahady 21 Aprily 2024

Production FTV