ARORIAKA sy Fihaonambe

FILAZANA


Ny Trano fiantohana ARORIAKA dia mampatsiahy ny Sampana, Sampan’Asa , Asa rehetra ato anatin’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara (FJKM) fa efa akaiky ny fihaonambe izay sahanin’ny Sampana tsirairay, fa tokony hanao Fiantohana fiarovana amin’ny loza  (Assurance Personnelle contre les Accidents : APA) ireo rehetra izay mamonjy fivoriana na fanaovana Tafika Masina izay sahanin’ny Fiangonana ka handeha any amin’ny faritra ivelan’ny Fitandremana misy ny tsirairay. 


Marihina fa azo atao tsara amin’izao fotoana izao ny manatontosa ny fiantohana na aiza na aiza misy ny Sampana sy Fitandremana tsirairay noho ny fivoaran’ny fitaovam-pifandraisana. 


Raha mila fanazavana na ny antsipiriany momba izany dia afaka manatona ny varavarana 215 ato amin’ny Foibe FJKM Analakely na miantso ny laharana 034 07 206 84,na 033 21 165 98. Eo ihany koa ny adiresy mail : harismamy@yahoo.fr  » 

Afaka manatona ny varavarana 215 ao amin’ny Foibe FJKM Analakely na miantso ny laharana 034 07 206 84,na 033 21 165 98. Eo ihany koa ny adiresy mail : harismamy@yahoo.fr  » 

Mamy RANDRIAMAMPIANINA 

ARORIAKA

Perikopa 2024

Mey: MAMPAHERY NY FANAHY MASINA

| | 05. Alahady faha V manaraka ny Paska
Joba 33. 1–7 | Jaona 1. 32–34 | Romana 8. 9–13

| | 09. ANDRO NIAKARANA
Salamo 68. 15–18 | Marka 16. 19–20 | Heb. 9. 23–28

| | 12. Ala. VI man. Paska – Sampana Lehilahy Kristiana
Mpitsara 14. 5–9 | Jaona 16.5–11 | Galatiana 6. 1–10

| | 19. PENTEKOSTA – Mpiasa Foibe FJKM
Isaia 61. 1–3 | Jaona 3. 1–8 | Asan'ny Apostoly 4. 8–12

FJKM Fahazavana

FJKM TRANOVATO AMBATONAKANGA – SP IARIVO AVARADRANO (19)

Alahady 21 Aprily 2024

Production FTV