Manjo

Nodimandry teo amin’ny faha- 71 taonany

RAMANIRAKA RANIVOHELINARIVO Dorothée Colombe
Mpitandrina (vady navelan’ny Mpitandrina Ramaniraka Charles).

Ny nofony dia andrasana ao amin’ny FJKM Ambodifiakarana Famonjena (SP 11). Ny fanompoampivavahana ho fanomezam-boninahitra an’ Andriamanitra dia hatao indro ny Sabotsy 16 Febroary 2019 amin’ny 10 ora ao amin’ny FJKM Ambodifiakarana Famonjena sy ao amin’ny FJKM Kanana Vaovao Ambohimalaza amin’ny 1ora mialohan’ny hametrahana azy zao amin’ny fasan-drazany ao Ambohimalaza Firaisana .

« Fa isaorana anie Andriamanitra izay mitondra anay mandrakariva ao amin’i Kristy toy ny fanaon’izay avy nandresy, ka dia ampisehoany ny hanitry ny fahalalana Azy eny tontolo eny izahay » 2 Kor 2.14

Perikopa 2024

Aprily: MANAZAVA NY MPINO NY TOMPO

| | 28. Ala. IV man. Paska – Asa TOPAZA
Genesisy 21. 12–21 | Matio 19. 13–15 | Hebreo 12. 7–11

Mey: MAMPAHERY NY FANAHY MASINA

| | 05. Alahady faha V manaraka ny Paska
Joba 33. 1–7 | Jaona 1. 32–34 | Romana 8. 9–13

| | 09. ANDRO NIAKARANA
Salamo 68. 15–18 | Marka 16. 19–20 | Heb. 9. 23–28

| | 12. Ala. VI man. Paska – Sampana Lehilahy Kristiana
Mpitsara 14. 5–9 | Jaona 16.5–11 | Galatiana 6. 1–10

FJKM Fahazavana

FJKM TRANOVATO AMBATONAKANGA – SP IARIVO AVARADRANO (19)

Alahady 21 Aprily 2024

Production FTV