Birao Synoda Lehibe XIX

Anaran’ireo BIRAON’NY SYNODA Filoha : RABEVITA Saina, Mpitandrina Filoha Mpanampy- Mpitandrina : RAZAFIARISOA Juliette, Mpitandrina Filoha Mpanampy Laika : RAZARASOA Timoty Mpitantsoratra Mpitandrina :…

Antom-bavaka SL/Alakamisy sy Zoma

Fitondrana amim-bavaka ny zavatra  hatao anio Alakamisy 12 Aogositra 2021.1- Fanompoam-pivavahana hotarihin’ny SP Kristy Fihavanantsika Avaratra Atsinanana (mpandray vahiny).2-Fanatanterahana ireo…

Lahateny mandritra ny SL XIX

FAMPIANARANA ho an’ny rehetra DATY LAHATENY MPANDAHANTENY Alarobia 11 /08/21 Framasao-Homosexualite Rabemanantsoa Solofo, Mpitandrina Alakamisy 12/08/21 NY FIHARIANKARENA Ramakavelo Faly…

Jobily fihavanantsika

FJKM ANDRAINARIVO FAHASOAVANA Ny Alahady 1 Aogositra 2021, 10 ora no nanokafana tamin’ny fombam-piangonana ny jobily fisotroandronon’ny Mpitandrina Ralambomahay Hendrininosy…

SL XIX/Antom-bavaka

Fitondrana amim-bavaka ireo zavatra hatao anio Talata 10 Aogositra 2021.1- ny fahatongavan’ny mpamonjy Synoda lehibe rehetra.2-ny fandraisam-bahiny: mba hilamina araka…

SP 16/ Fanokanana Birao SFL

Synodamparitany KRIFAA – 16Fanokanana   biraon’ ny SFL  sy fametrahana zioga.  Nambara tamin’ny fomban’ny fiangonana ny fitsanganan’ny sampana vondrona Fototra Laika…

Alahadin’ny AKAFITA 2021

ORPHELINAT FJKM AKANY FIALOFANA TANGAINA “MIORENA AMIN’NY ASA TSARA. FANDAHARANA IOMBONANA FIARAHABANA APOSTOLIKA : Efesiana 1. 2,3 FISAORANA SY FIDERANA …