Alahadin’ny SAMPATI 2022

FANDAHARANA IOMBONANA

Miomana handray ny Tompo

Alahady 20 Novambra 2022

Hiran’ny Antoko mpihira na feonjavamaneno

Fiarahabana Apostolika

Fisaorana sy fiderana an’Andriamanitra : Apok 15.3b,4

Hira 6

Vavaka fiderana

Fanambarana ny sitrapon’Andiamanitra :Gal 5.13-14 « sambatra ny mahitsy … »

Hira 170.2-3

Vavaka fifonana

Hira 460.1-4

Famelankeloka : Asa 3.19a « sambatra ny olona … »

Hira 428.2

Fanambaram-pinoana lah 3

Feonjavamaneno

Filazandraharaha

Rakitra

Hira 303…na « antoko mpihira » na « sampati mihira »

Fanolorana ny rakitra Hira 512.5 na vavaka

Fankalazana ny Tenin’Andriamanitra : Hira 761.2-3

Fotoana ho an’ny ankizy sy tanora

Hira 176.1-3-5

Vavaka mialohan’ny Soratra masina

Soratra Masina : Deo 33.26-27 / Jao 4.39-45/1 Tes 5.1-11

Hira 269.1-2

TORITENY

Feonjavamaneno

Vavaka setrin’ny Toriteny sy fangatahana

Asa vavolombelona

Famaranana

Hira 635.1-3

Tsodrano : 1 Petera 3.17

Ho an’Andriamanitra irery ny Voninahitra !Amena

Perikopa 2023

Aprily: NY HERIN'NY FITSANGANAN'NY TOMPO

| | 02. SAMPANDROFIA-Sampana DORKASY
Zef 3.14-20/ Lio 19.29-44/ Apok 7.9-12

| | 06. Alakamisy masina
Sal 41.4-13 / Lio 22.47-53 / 2 Pet 2.11-16

| | 07. Zoma masina
Dan 9.24-27/ Lio 23.39-49 / Rom 5.6-11

FJKM Fahazavana

FJKM ANDAVAMAMBA KRISTY VELONA

26 Martsa 2023