Radio Fahazavana /Tononkira

HIRA FANEVA

25 TAONA RADIO FAHAZAVANA (1997-2022)

MITSANGANA MIHAZAVA

1-Asandrato  re ny feo ,derao ny Tomponao

Ny Voninahiny  izao miposaka aminao

2-Mampianara mitoria , zarao ny Teny soa

Ny ondry zay mania hiverina hanoa

3-Ireo vina sy kinasa ho fampandrosoana

Ny olona rehetra no himasoana

FIV : Mitsangana , !mihazavà

        Fa tonga ny fahazavanao

       Raiso ka ampariaho

       Ho resy ny aizina

………………………………………………………………………………………………………………………………………………………………………………………………

FANDAHARANA IVON-JOBILY VOLAFOTSY

RADIO FAHAZAVANA

Alahady 18 Septambra 2022

1-Hira faneva

2-Fiarahabana Apostolika

3-Fiderana : Sal 71.22-24

Hira 351. 1-3

Vavaka

4-Fankalazana ny Tenin’Andriamanitra

Hira 317.2-3

Vavaka

Vakiteny : ISAIA 60.1-5

LIOKA 14.15-24

2 TIMOTY 4.1-8

Hira 179.1, 3

5-TORITENY

Antoko mpihira

vavaka setriny sy fangatahana

6-Fanekem-pinoana

7-Raharaham-piangonana

Rakitra

Fanolorana ny rakitra

8-Asa vavolombelona

Tsiahy tantara Radio

-Tanjona 25 Taona

-Fitrotroana amam-bavaka

9-Fandraisam-pitenanana

-Radio fahazavana

-AFIFAB

-Fanjakana

-Foibe FJKM

10-Famaranana

Hira Antema 5

Tsodrano

11-Hira faneva

Perikopa 2022/2023

Desambra: An'NY TOMPO ny fanjakana

| | 11. Advento III - Sampana Sekoly Alahady
Dan 7:13-28 / Lio 19:11-28 / Apo 11:15-19

| | 18. Advento IV
Mik 5:1-5 / Lio 12:32-40 / 1Kor 15:24-28

| | 25. Krismasy - Fiantsoana SeFaLa
Isa 9:1-6 / Lio 1:26-33 / Apo 12:1-6

FJKM Fahazavana

amin’ny teny Anglisy