Jobily volafotsy/Radio fahazavana

RADIO FAHAZAVANA 25 TAONA

1997-2022

Lohahevitry ny vela-kevitra mandritra ny Redonkira Protestanta

(Festival de cantique protestante )

1-Zoma 02 Septambra 2022 , FJKM Katedraly Analakely,6 .15 mn hariva

« Ny  endrika isehoan’ny fampanarana sy fanofanana hira sy mozika amin’izao fotoana izao  eo anivon’ny Fiangonana »

Mitarika : RASOLONIAINAMARIJAONA Davida , Mpit

Mamelabelatra : RASENDRAHASINA Lala Haja ,Mpit

2-Zoma 03 Septambra 2022 , FJKM Katedraly Analakely, 6.15mn hariva

« Ny  toeran’ny Hira ,araka ny Tiona FFPM amin’ny  fanompoampivavahana ankehitriny »

Mitarika : Andriamatoa RAJAOFETRA John

Mamelabelatra : RAMANANTSOA Tiana Dani,Mpit

3- Zoma 16 Septambra 2022 , Fjkm Katedraly Analakely ,6.15 mn hariva

« Ny anjara andraikitry ny antoko mpihira sy ny mpitendry zavamaneno  eo anivon’ny  Fiangonana amin’ny fitoriana Filazantsara »

Mitarika : Andriamatoa Andrianandraina Falinirina

Mamelabelatra : RAHAINGONJANAHARY Rodolphe,Mpit

4-Zoma 23 Septambra 2022, FJKM Katedraly Analakely ,6.15 mn

« Ny fomba fandraisan’ny Malagasy  ny zavakanto araka ny fijery  Reformasiona .Hita taratra amin’ireo  mpanakanton’ny fiangonana ankehitriny »

Mitarika : Ramatoa Yvette RABETAFIKA

Mamelabelatra : Andriamatoa RATOLOJANAHARY Honoré ,Mpit

Perikopa 2023

Febroary: NY FAHEFAN'NY TENIN'ANDRIAMANITRA

| | 05. Ala. V man.Epifania
Zak 1.1-6/ Mar 1.21-28 / Heb 1.1-4

| | 12. Ala.VI man.Epifania-Alahadin'ny Baiboly
1Mpan 13.1-6 /Lio 8.22-25/ 2 Tim 3.14-17

| | 19. Ala.VII man Epifania -Arsiva FJKM
Eks 20.18-26 / Jao 12.44-50 / Asa 19.11-20

| | 26. Karemy I
Deo 18.20-22 / Mar 2.1-12/ Heb 4.12-13

FJKM Fahazavana

Alahady 29 Janoary 2023