SP 11/ FJKM Ankadimbahoaka

FANASANA / VOKADEHIBE 2022

Asaina isika zanaky ny fiangonana eto amin’ny FJKM Ankadimbahoaka ho tonga hanatanteraka ny vokadehibe amin’ity taona 2022 ity , izay hatao ny Alahady 31 Jolay 2022 , amin’ny 7ora sy 9 ora (fidirana indroa), zay hotarihan’ny Mpitandrina sy ny Biraom-piangonana , hofaranana amin’ny fiarahana mandray ny Fanasan’ny Tompo .Hisy hy lavanti-bokatra raisina eo an-tokotany .Hisy ny fihaonan’ny Mpitandrina amin’ny zanaka ampielezana aorian’ny fidirana faharoa. Aoka hisoratra anarana mialoha izay handray anjara amin’ny sakafo na hiantso ny laharana 034 53 003 11 . Ny valopy fanomezana dia azonao raisina ao ami’ny mpandraharahan’ny fiangonana. Ho Voninahitr’Andriamanitra irery ihany .

« Inona no havaliko an’i Jehovah noho ny soa rehetra nataony tamiko?…hanefa ny voadiko amin’i Jehovah aho, eny eo anatrehan’ny olony rehetra «  Salamo 116.12

Ny Mpitandrina sy ny Biraom-piangonana

Perikopa 2022

Aogositra: TANO MAFY NY FINOANA

| | 21. Ala.X man. Trinite -Aumonerie Nationale
Sal 27.1-6 / Jao 10.31-42 / Efe 6.14-20

| | 28. Ala.XI man Trinite -AKAFITA
Ohab4.10-19 / Mat 18.1-6 / 1Pet 5.5-9

FJKM Fahazavana

FJKM AMPARIBE FAMONJENA (SP AA10)