Alahadin’ny AFF 2021

Fandaharana iombonana

12 Septambra 2021

1-Fiarahabana apostolika

2-Fiderana : Sal 98/1-6

Hira 194

Vavaka

3-Sitrapon’Andriamanitra : Rom 10.13-15.Sambatra ny mahitsy làlana…

Hira 639.1-2

4-Vavaka fifonana

Vavaka mangina faranan’ny mpitarika

Hira 403

5-Famelankeloka : Heb 9.22/Asa 5.31

« Sambatra ny olona izay voavela ny helony … »

Hira 643.2-3

6-Fanambaram-pinoana

7-Asan’ny fiangonana

-Filazan-draharaha

-Rakitra : Hira Antoko mpihira na Hira 313

Fanolorana ny Rakitra na hira 446.1,3

8-Fankalazana ny Tenin’Andriamanitra

Hira FF6

-5mn

-Vavaka

-Vakiteny : Sal 51.1-12 / Mar 16.14-18 / 1 Pet 3.18-22

-Hira 178.1-3

9-Toriteny

10Vavaka fangatahana

11-Asa vavolombelona

12-Tsodrano

Hira FF 1.1

Tsodrano

Trinite masina

Perikopa 2024

Aprily: MANAZAVA NY MPINO NY TOMPO

| | 28. Ala. IV man. Paska – Asa TOPAZA
Genesisy 21. 12–21 | Matio 19. 13–15 | Hebreo 12. 7–11

Mey: MAMPAHERY NY FANAHY MASINA

| | 05. Alahady faha V manaraka ny Paska
Joba 33. 1–7 | Jaona 1. 32–34 | Romana 8. 9–13

| | 09. ANDRO NIAKARANA
Salamo 68. 15–18 | Marka 16. 19–20 | Heb. 9. 23–28

| | 12. Ala. VI man. Paska – Sampana Lehilahy Kristiana
Mpitsara 14. 5–9 | Jaona 16.5–11 | Galatiana 6. 1–10

FJKM Fahazavana

FJKM TRANOVATO AMBATONAKANGA – SP IARIVO AVARADRANO (19)

Alahady 21 Aprily 2024

Production FTV