Sekoly Misionera 2021.

SEMI /Hazakazaka masina

  Mitohy ny asa sy ny fanofanana eo anivon’ny Sekoly fanofanana Misionera FJKM ho fanohizana ny asa fanorenana Fiangonana ao anatin’ireo Kaominina 407 : »Hazakazaka Masina » 2021 – 2025 .  Hisy lafy 3 lehibe. Ny Fiofanana dia hotanterahina isaky ny Alatsinainy sy Alarobia voalohany @ volana. atoandro 12ora -1. 45 ao amin’ny FJKM Analakely . Ny andiany misionera 1sy 2 sy ireo andiany vaovao. .

Perikopa 2021

Septambra: MIORENA AO AMIN'NY TOMPO AMIN'NY BATISA

| | 19. Ala. XVI man. Trinite
Nom. 8. 5 - 12/ Mat.3 .5- 12/ Asa. 8. 34 - 40

| | 26. Ala. XVII man. Trinite - Sampana F.F.P
Nom. 31 . 21 - 24/ Lio. 12. 49- 53/ 1Kor 10. 1 - 5

Oktobra: MIORENA AO AMIN'NY TOMPO AMIN'NY FANASANY

| | 03. Ala. XVIII man. Trinite
Eks. 12 .21 - 29 / Lio. 22. 7- 20/ 1Kor. 11. 23 - 34

| | 10. Ala. XIX man. Trinite - Radio Protestanta FFPM
2Tan. 30. 13- 20/ Mat.26. 26- 29/ Asa. 2. 41 - 47

FJKM Fahazavana

FJKM ANKADIKELY ILAFY