Alahadin’ny AKAFITA 2021

ORPHELINAT FJKM

AKANY FIALOFANA TANGAINA

“MIORENA AMIN’NY ASA TSARA.

FANDAHARANA IOMBONANA

  1. FIARAHABANA APOSTOLIKA : Efesiana 1. 2,3
  2. FISAORANA SY FIDERANA 

SALAMO FIDERANA: SAL. 91.1-9

HIRA FIDERANA: 14

VAVAKA FIDERANA:

  • FANAMBARANA NY SITRAPON’ANDRIAMANITRA: Efesiana 2. 8,9,10

Sambatra ny mahitsy làlana, izay mandeha araka ny lalàn’I Jehovah . sambatra izay mitandrina ny teny vavolombelona ka mitadyazy amin’ny fony rehetra.”

  • FIAIKEN-KELOKA: VAVAKA FIFONANA

HIRA 235: 1,2,3

  • FAMELAN-KELOKA ATOLOTR’ANDRIAMANITRA:Sal.34.18, 19,22  

Sambatra ny olona izay voavela ny helony sy voasarona ny fahotany .Sambatra ny olona izay tsy isain’I Jehovah heloka sady tsy misy fitaka ny fanahiny.

HIRA 317: 1,3

  • FANAMBARANA NY FINOAN’NY FIANGONANA

Fiaraha-manonona ny Fanekem-pinoana Apostolika

Feon-javamaneno

Hira 305:1,4

  • ASAN’NY FIANGONANA

RAHARAHAN’NY FIANGONANA

FAMAKIANA NY HAFATRA ALAHADY AKAFITA

RAKITRA: 310

Vavaka fanolorana ny rakitra

  • FANKALAZANA NY TENIN’ANDRIAMANITRA:

HIRA 808:1,2

5MN S.A. « Mofon’aina »

VAVAKA fangatahana ny fitsilovan’ny FanahyMasina

VAKITENY: II Samoela 9.1-13 / Lioka 6. 27-36 / Hebreo 10.19-26

HIRA: 823:1,2

TORITENY

  • VAVAKA SETRIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA SY FANGATAHANA+ Vavaka nampianarin ‘nyTompo.
  • FAMARANANA

HIRA FF24: 2

TSODRANO

Ho an’Andriamanitra irery ny voninahitra.

Amin’ny Anaran’ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina. Amen

……………………………………………………………………………..

Lot BM 4 Atsimombohitra

Ampitatafika Tananarivo 102 Madagasikara

Mail : akafita.fjkm@gmail.com

Facebook: Tangaina Akany Fialofana – Orphelinat FJKM

BOA M/car :11001110295 BP 623 Tana Madagascar

Perikopa 2024

Aprily: MANAZAVA NY MPINO NY TOMPO

| | 28. Ala. IV man. Paska – Asa TOPAZA
Genesisy 21. 12–21 | Matio 19. 13–15 | Hebreo 12. 7–11

Mey: MAMPAHERY NY FANAHY MASINA

| | 05. Alahady faha V manaraka ny Paska
Joba 33. 1–7 | Jaona 1. 32–34 | Romana 8. 9–13

| | 09. ANDRO NIAKARANA
Salamo 68. 15–18 | Marka 16. 19–20 | Heb. 9. 23–28

| | 12. Ala. VI man. Paska – Sampana Lehilahy Kristiana
Mpitsara 14. 5–9 | Jaona 16.5–11 | Galatiana 6. 1–10

FJKM Fahazavana

FJKM TRANOVATO AMBATONAKANGA – SP IARIVO AVARADRANO (19)

Alahady 21 Aprily 2024

Production FTV