KOMITY F.T. Maritiora
KOMITY FANORENANA NY TSANGAMBATON’NY MARITIORA
Fandaharana iombonana
Alahady 08 Aogositra 2021
« Ianareo no vavolombeloko , hoy i Jehovah sady mpanompoko izay efa nofidiako… »( Isa 43.10a)
Feon-javamaneno Fiarahabana Apostolika
Fiderana sy fisaorana ny Tompo
Sal 138.1-3,7 (rehetra)
Hira 824.1,4
Vavaka fiderana
Zavamaneno
Ny Sitrapon’Andriamanitra
Mpitarika : Fil 2.12,13,14
Rehetra : S al 119.1,2
Hira 308.1,3
Fifonana amin’Andriamanitra
Vavaka
Hira 427.1
Famelankeloka avy amin’Andriamanitra
Mpitarika : 1 Tes 5.9,10 / Lio 19.10
Rehetra : Sal 32.1,2
Hira 428.3
Fanambaram-pinoana N°2
Feonjavamaneno
Teny fohy ataon’ny mpitarika
Raharahan’ny Fiangonana
Famakiana ny Hafatra
Fankalazana ny Tenin’Andriamanitra
Fotoan’ny ankizy
Hira 774.2
Fampianarana
Hira 473.5
Vavaka
Sal 31.1-8 / Mat 21.33-46 / Asa 7.51-8.1
Hira 306.1,4
TORITENY
Zava-maneno malefaka na Antoko mpihira
Vavaka fangatahana
Asa vavolombelona
Famaranana
Hira 548.1
Tsodrano
Hira 638.4
Trinite masina
Ho an’ Andriamanitra irery ny Voninahitra