SVM / Dinika Fihaonambe 2021

FIHAONAMBEN’NY SAMPANA VOKOVOKO MANGA FJKM

 ANTSIRABE 26 – 29 Aogositra 2021

FIFANINANANA

TARANJATOMPONANDRAIKITRAMPANDRAY ANJARAFANDRAISANA ANJARALOKAFANAMARIHANA
KABARYRANTS RAIAMANDRENY 034 41 420 271/SP10.0001er 
TONOKALO1/SP10.0001er, 2eme, 3eme 
SORATRA MASINAREHETRA5.000/OLONA1er, 2eme, 3eme 
VAKO-DRAZANARANTS VEHIVAVY 034 06 423 492/SP20.000/EKIPA  1er, 2emeFORONINA  
HIRA MADINIKA2/SP1er, 2eme
HIRA ANTOKO MPIHIRA2/SP1er, 2eme
SORADIHY2/SP1er, 2eme
PETANQUERANTS MPAMILY1/SP10.0001er, 2eme3/EKIPA
MARATHONRANTS MPAMILY 034 14 613 468 – 12 TAONA5.000/OLONA1er, 2emeSOKAJY LAHY SY VAVY
13 – 30 TAONA1er, 2eme
+31 TAONA1er, 2eme
FOOTRANTS FANANTENANA 034 07 482 27-15TAONA, 1/SP20.0001er, 2emeLALAO 7, SOKAJY LAHY SY VAVY, 15mn X 2
+16TAONA, 1/SP20.0001er, 2emeLALAO 7, SOKAJY LAHY SY VAVY, 15mn X 2
BASKETRANTS FANANTENANA1/SP20.0001er, 2emeTSY MISY TAONA, SOKAJY LAHY SY VAVY
FIANTRANOANA ANY AN-TOERANA SARAN-DASY : 2.500ar/olona –BADGE : 500 Ariary / 1 (any Antsirabe) / Misy Hotely azo iantranoana  ihany koa any an-toerana (Fifandraisana 033 11 759 98 Mme Maminirina) FARA-FAMANDRIHAN-TOERANA : 13 AOGOSITRA 2021 – Sampana Vokovoko Manga FOIBE FJKM varavarana 506 rihana faha 5 ( Fifandraisana 034 90 705 29 Mme Lova) MOMBA NY SAKAFO:  Misy Hotely karakarain’ny any an-toerana : Sakafo maraina : manomboka amin’ny 1.000 Ariary / ny sakafo Atoandro / hariva : dia  manomboka amin’ny 2.000 Ariary isaky ny mihinana.  Azo atao ihany koa ny mahandro ho an’izay vonona ho amin’izany.    FITATERANA FIAINGANA : ALAROBIA 25 AOGOSITRA 2021 @ 8 ORA EO ANKADIMBAHOAKA JOVENNA FODIANA : ALAHADY 29 AOGOSITRA 2021 @ 1 ORA TOLAKANDRO, MIFARANA EO ANKADIMBAHOAKA SARAN-DALANA : 30.000Ar MANDROSO SY MIVERINA FARA-FISORATANA ANARANA : 13 AOGOSITRA 2021                                                     Dinidinika fanampiny:                                                               034 19 584 30    

Perikopa 2022

Aogositra: TANO MAFY NY FINOANA

| | 21. Ala.X man. Trinite -Aumonerie Nationale
Sal 27.1-6 / Jao 10.31-42 / Efe 6.14-20

| | 28. Ala.XI man Trinite -AKAFITA
Ohab4.10-19 / Mat 18.1-6 / 1Pet 5.5-9

FJKM Fahazavana

FJKM AMPARIBE FAMONJENA (SP AA10)