Tatitra 10T. Mpit/ Tonia SAMPATI

SAMPATI FOIBE

Manamarika ny faha 10 taona naha Mpitandrina ny Tonia SAMPATI RANDRIAMANANTENA Solo Jean Jacques Séraphin Jhons Mpitandrina mivady.

Tontosa ny Asabotsy 17 Jolay 2021, tamin’ny 9ora sy sasany tao amin’ny FJKM Andravoahangy Fivavahana ny fanompoam-pivavahana fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra noho ny faha 10 taona maha Mpitandrina an’Atoa RANDRIAMANANTENA Solo Jean Jacques Séraphin Jhons Mpitandrina mivady. Nanomboka tamin’ny 9 ora sy sasany. Nisy fanolorana marim-pankasitrahana avy amin’ny Foibe FJKM sy ny Foibe SAMPATI ary ny Komitin’ny fankalazana .
Ankasitrahana indrindra ny Fanotronana sy Fitondrana amim’bavaka izany.Hoa an’Andriamanitra irery ny Voninahitra.

«  Mpanompoko ianao, efa nofidiako ka tsy mba nariako » Isaia 41 :9

Perikopa 2024

Aprily: MANAZAVA NY MPINO NY TOMPO

| | 28. Ala. IV man. Paska – Asa TOPAZA
Genesisy 21. 12–21 | Matio 19. 13–15 | Hebreo 12. 7–11

Mey: MAMPAHERY NY FANAHY MASINA

| | 05. Alahady faha V manaraka ny Paska
Joba 33. 1–7 | Jaona 1. 32–34 | Romana 8. 9–13

| | 09. ANDRO NIAKARANA
Salamo 68. 15–18 | Marka 16. 19–20 | Heb. 9. 23–28

| | 12. Ala. VI man. Paska – Sampana Lehilahy Kristiana
Mpitsara 14. 5–9 | Jaona 16.5–11 | Galatiana 6. 1–10

FJKM Fahazavana

FJKM TRANOVATO AMBATONAKANGA – SP IARIVO AVARADRANO (19)

Alahady 21 Aprily 2024

Production FTV