Daty SL /Fihaonambe 2021

Tsara ho fantatra mahakasika ireo fihaonambe samihafa.

SYNODA LEHIBE :11-18 Aout 2021 any SAMBAVA

SAMPATI : 24-29 Aout 2021 any TSIROANOMANDIDY

SAA : 9-12 Septembre 2021 any Mahajanga

SLK :10-12 Septembre 2021 any FARADOFAY

SVM : 26-29 Aout 2021 any ANTSIRABE

STK: 22-26 Septembre 2021 any TAMATAVE

DORKASY: (isamparitra)

Faritany Tana sy Toamasina : 16-19 Septembre 2021 any Moramanga

Aumonerie: 24-29 Octobre 2021 any Antsirabe

SFL: Miandry fanamarinana sy fandaminana

Perikopa 2022

Janoary: MAHARITRA TSY MIOVA NY TOMPO

| | 30. Ala IV man Epifania / Marary hoditra
Lev 14.1-9 / Lio 5.12-16 / 1 Jao 3.1-6

Febroary: MITANA NY TENINY NY TOMPO

| | 06. Ala .V man. Epifania
Gen 15.7-21/ Lio 2.25-35/ Apo 21.1-5

| | 13. Ala.VI man.Epifania- Alahadin'ny Baiboly
Isa 55.6-11/ Mat 24.32-35 / Asa 27.21-26

| | 20. Ala .VII man.Epifania-Arsiva FJKM
Nom 23.16-24 / Jao 16.19-24 / Tit 1.1-4

FJKM Fahazavana

FJKM ANKADIKELY ILAFY