Alahadin’ ny Dorkasy 2021
Fandaharana iombonana
- Feon-javamaneno na Hira STK
- Fiarahabana Apostolika | Apo 1.4-5a
- Fiderana | Sal 29.1-2
- Hira 194.1,4
- Vavaka
- Fanambarana ny sitrapon’Andriamanitra | Deo 10.12 / Sal 119.1,2
- Hira 225.1
- Vavaka fifonana
- Hira FF8.1
- Teny Soa Mahafaly | Jer 31.3 / Jao 15.13 / Rom 5.5 / Sal 32.1-2
- Hira 170.1,2
- Fanekempinoana araka ny Soratra Masina | Laharana 3
- Feon-javamaneno fohy
- Asan’Andriamanitra
- Filazan-draharaha
- Rakitra. Hira Antoko Mpihira | Dorkasy
- Fanolorana. Hira 441.1,3
- Fankalazana ny Tenin’Andriamanitra
- Hira. Sekoly Alahady
- 5mn Ankizy Sy Tanora
- Hira 381. 1,4
- Vavaka
- Vakiteny | Rota 4.1-12 / Lio 24.13-24 / Efe 5.1-2
- Hira 531,3
- TORITENY
- Hira Faneva 50 Taona Dorkasy FJKM
- Vavaka Fangatahana
- Asa Vavolombelona
- Famaranana
- Hira. Antema 19
- Tsodrano
- Trinite Masina