FTV – Fahitalavitra FJKM

FAMPAHAFANTARANA

Ho antsika manana internet dia afaka manaraka sy manjohy amin’ny alàlan’ny YouTube na ny pejy Facebook ny fandaharana vokarin’ny FTV.

Ny fantsona YouTube dia hitantsika ao amin’ny adiresy https://www.youtube.com/channel/UCCBIc0Osp_mM3x-WAZ9wR9g

Ny pejy Facebook kosa dia ao amin’ny https://www.facebook.com/fjkmtv

Araho eto amin’ity video eto ambany ity resadresaka nifanaovan’ny FTV tamin’ny Sekretera Jeneralin’ny Biraon’ny Mpiandraikitra Foibe FJKM, tamin’ny febroary 2020, ny Mpitandrina Radimisaon Jonah.

Resadresaka nifanaovana tamin’ny Sekretera Jeneralin’ny BMF FJKM, nanazavany momba ny FTV.

Entanina hatrany isika hazoto hitondra am-bavaka mba ho tanteraka io fikasana tsara io, ary mba hizara sy hanaparitaka ary hanohana araka izay sehatra tandrify antsika tsirairay avy.

Perikopa 2022

Jolay: IORENANA AMIN'NY  NY FINOANA  NY FANOMPOANA

| | 10. Ala.IV man.Trinite-Sampana Tanora Kristiana
Jos 2.1-16/ Mat 8.14-17/ 1Tim 4.11-16

| | 17. Ala. V man.Trinite -Samp Fivondronana Laika
Sal 116.12-19/ Mar 6.7-13/ 1Tes 1.1-10

| | 24. Ala.VI man.Trinite
Jona 1.1-16/ Lio 4.38-41/ Jak 2.21-26

FJKM Fahazavana

FJKM ANOSIZATO ANDREFANA FONENANA MASINA (SP AA11)