Teny fisaorana

FISAORANA


Ny Filohan’ny FJKM mivady sy ny ankohonany dia midera an’i JESOA KRISTY sy misaotra antsika rehetra izay nahatomombana ny fotoan-dehibe teny Antsonjombe ny Alahady 17 Janoary 2021 . Andriamanitra hamaly fitia anareo rehetra tsy misy ankanavaka.

Misaotra! Misaotra! Misaotra!

Ho an’ Andriamanitra irery ny Voninahitra !

Perikopa 2024

Aprily: MANAZAVA NY MPINO NY TOMPO

| | 21. Alahady III manaraka ny Paska
Isaia 60. 18–22 | Lioka 11. 33 – 36 | Efesiana 5. 8–14

| | 28. Ala. IV man. Paska – Asa TOPAZA
Genesisy 21. 12–21 | Matio 19. 13–15 | Hebreo 12. 7–11

FJKM Fahazavana

ALAHADIN’NY DORKASY 2024

FJKM IFALIARIVO AMBANIDIA

Production FTV