Manjo

FILAZANA

Nodimandry ny Mpitandrina RAKOTOARITSIFA RANAIVOSON Faramalala, ny Alahady 15 Novambra 2020 teo amin’ny faha- 60 taonany ,Mpampiofana ny vadin’ny mpianatra ao amin’ny Faculté de Théologie Ambatonakanga .

Ny nofony dia hiala ao an-tranony Lot II J 86 Bis Ivandry ny Alarobia 18 Novambra 2020, entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny FJKM Ambavahadimitafo, alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Antanetibe Ambohimangakely .

« Fa ny tenan’ny Tompo no hidina avy any an-danitra amin’ny fiantsoana sy ny feon’ny arikanjely ary ny trompetran’Andriamanitra , ka izay maty ao amin’ny Tompo no hitsangana aloha dia isika izay velona ka mbola mitoetra no hakarina hiaraka aminy ho eny amin’ny rahona hitsena ny Tompo any amin’ny habakabaka dia ho any amin’ny Tompo mandrakariva isika » 1 Tes 4.16

Perikopa 2020

Novambra: MIANDRANDRA FAMONJENA NY MINO

| | 29. AdventoI
Sal 121.1-8 / Lio 21.25-28 / Rom 8.18-25

Desambra: MANAIKY AN' I JESOA MESIA NY MINO

| | 06. Advento II
Gen 49.8-10 / Mat 1.1-17 / 1Kor 12.1-3

| | 13. Advento III-Sampana Sekoly Alahady
Eze 3.1-3 / Mat 11.25-30 / 2 Tim 3.14-17

FJKM Fahazavana

FJKM KATEDRALY ANALAKELY