Daty hotadidina/ Nov 2020
VAOVAO sy VAVAKA
1-Sabotsy 14 Novambra 2020, 3ora :
Fitokanana ny Chapelle vaovao ,TPM Ivato sy fanolorana ny fanalahidin’ny trano tsangambaton’ny faha-50 Taonan’ny FJKM .
2- Alahady 15 Novambra 2020 , 3ora :
Fanompoampivavahana fanolorana ireo Prezidà Synodaly , Tale sy Tonian’ny Sampana , Sampanasa ary Asa . Toerana : FJKM Andrainarivo Fahasoavana .
3-Alahady 22 Novambra 2020
MARAINA 8 ora : Fanompoampivavahana fitokanana ny Sekoly Teknika sy Toeram-pitsaboana any Fihaonana Ankazobe
HARIVA 2 .30 : Famaranana ny Jobily faha-200T Sekoly sy fanirahana ireo Mpitandrina sy Mpampianatra nivoaka ny Toeram-panomanana