Fivorian’ny MF

MF 08/ SLXVIII

Entanina isika vahoaka kristiana FJKM mba samy hitondra amam-bavaka ny Fivorian’ny Mpiandraikitra Foibe , izay handraisana fanapahan-kevitra samihafa amin’ny fitondrana ny fiainan’ny Fiangonana FJKM.

Izany dia hanomboka ny Alarobia 11 Novambra hatramin’ny Zoma 20 Novambra 2020 izao etsy amin’ny CFD Ampandrana .

Perikopa 2024

Aprily: MANAZAVA NY MPINO NY TOMPO

| | 21. Alahady III manaraka ny Paska
Isaia 60. 18–22 | Lioka 11. 33 – 36 | Efesiana 5. 8–14

| | 28. Ala. IV man. Paska – Asa TOPAZA
Genesisy 21. 12–21 | Matio 19. 13–15 | Hebreo 12. 7–11

Mey: MAMPAHERY NY FANAHY MASINA

| | 05. Alahady faha V manaraka ny Paska
Joba 33. 1–7 | Jaona 1. 32–34 | Romana 8. 9–13

| | 09. ANDRO NIAKARANA
Salamo 68. 15–18 | Marka 16. 19–20 | Heb. 9. 23–28

FJKM Fahazavana

ALAHADIN’NY DORKASY 2024

FJKM IFALIARIVO AMBANIDIA

Production FTV