Alahadin’ny SAMPATI 2020

FANDAHARANA IOMBONANA

Alahady 15 Novambra 2020


Hiran’ny Antoko Mpihira/ Feon-javamaneno


Hira Faneva faha 200 taonan’ny Sekoly F.J.K.M

  1. Fiarahabana Apôstôlika : Rom.1,  7
  2. Fisaorana sy Fiderana an’Andriamanitra
     Sal 121, 1-2 ; Eks 15, 2
     Hira : 194 / 1.4
     Vavaka Fiderana
  3. Fanambarana ny Sitrapon’Andriamanitra
     Efe, 6, 17 ; Asa 4,12. Sambatra ny mahitsy lalana……
     Hira : 210, 5
     Vavaka Fifonana
     Hira : 462, 5
  4. Famelan-keloka atolotr’Andriamanitra
     Isa 62, 11 ;  Lio 19, 9. Sambatra ny olona izay voavela ny helony….
     Hira : 109/ 3
  5. Fanambaram-pinoana:Fanekem-pinoana faha 3
     Feon-javamaneno
  6. Filazan-draharaha
  7. Rakitra
     Hira : 307, Antoko Mpihira, SaMPaTi
     Hira fanolorana ny rakitra : 275/ 1.2
  8. FANKALAZANA NY TENIN’ANDRIAMANITRA
     Hira : 761 / 1.2
     Fotoana ho an’ny ankizy sy ny tanora
     Hira : 190/ 1
     Vavaka
     Soratra Masina
    2MPa. 19, 14-19
    Mat.20, 29-34
    Asa. 3, 1-8
     Hira : 357/ 3
     TORITENY
     Feon-javamaneno
     Vavaka setrin’ny Tenin’Andriamanitra sy Fangatahana
  9. ASA VAVOLOMBELONA
  10. Famaranana
     Hira : 514/ 1.2.4
     Tsodrano : Fil.4, 19

Ho an’Andriamanitra Irery ny Voninahitra 

Perikopa 2021

Martsa: MAMPIORINA NY MINO NY FIZAHANTOETRA

| | 07. Karemy III
Gen 22.11-20/ Jao 6.1-13/ Heb 11.17-19

| | 14. Karemy IV
Deo 8.1-14/Lio 22.24-32/ 2 Kor 7.7-15

FJKM Fahazavana

FJKM ISOTRY FITIAVANA