Alahadin’ny FFP 2020.

FANDAHARANA IOMBONANA

Alahady 27 Septambra 2020.

Feon-javamaneno

Fiarahabana Apostolika

Fiantsoana sy Fiderana ny Anaran’ny Tompo Sal 111

 HIRA : 23, and.1,2,3,4

Vavaka Fiderana

 Fanambarana ny Sitrapon’Andriamanitra

Mpitarika : Eze 18, 23 – 28

Besinimaro : « Sambatra ny mahitsy lalana… » (Sal. 119 .1 – 2)

 HIRA : 224 and. 4,5

Fiaiken-keloka

Vavaka HIRA : HF 49 and. 1, 2, 6

Fanambarana ny Teny famelan-keloka

Mpitarika: Efe. 2. 8 – 10

Besinimaro : « Sambatra ny olona izay voavela ny helony… » (Sal. 32.1 – 2)

HIRA : 424 and. 1,4

Fanekem-pinoana (Laharana faha-1)

 Feon-javamaneno

 Raharaham-piangonana + Famakiana ny Hafatry ny Sampanasa FFP

RAKITRA → HIRA : 306

 – Fanolorana ny Rakitra : 275 and. 1,4

  Tenin’Andriamanitra

Fotoana ho an’ny ankizy sy ny tanora

Famakiana ny Soratra Masina :

– Hira 206 and. 1, 3

 – Vavaka

 – Mpito 8, 9 – 13, Mar 12, 1 – 2, 1 Tim 1, 5 – 11

– Besinimaro : « Ray masina ô, manamasina anay…. »

 HIRA : 482, and. 1,4,5

TORITENY

Feon-javamaneno fohy sy antokom-pihira

Ø Vavaka fangatahana faranana amin’ny « Rainay izay any an-danitra… »

Ø Asa vavolombelona (raha misy)

Famaranana

HIRA : 278 and 1, 2, 3

Tsodrano

Vavaka mangina, faranana

 « Amin’ny Anaran’ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina. Amena »

  Feon-javamaneno

………………………………………………………………………

HAFATRA

(Ho vakina ny Alahady 27 Septambra 2020)

Ho an’ny Mpitandrina sy ny Fiangonana ao __________________________

Ry havana, Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Raintsika.

Ampifaliana no hanolorana fiarahabana ho an’ny mpianakavin’ny finoana rehetra ato amin’ny sahan’ny FJKM amin’izao alahady natokana ho an’ny Sampanasa Fikarohana sy Fandalinam-Pinoana (FFP) izao. Feno fisaorana an’Andriamanitra izahay noho ny aminareo izay miombona amin’ny FFP ho fanorenana ny finoana ao amin’ny kristiana tsirairay ary ny fiangonana amin’ny alalan’ny fampiasana ny fitaovana vokarin’ny FFP toy ny perikopa, ny teny soa ary ireo fitaovana samihafa mitarika ho amin’ny fahalalana ny finoana tazonintsika FJKM.

Ho fanamarihana ny alahadin’ny FFP dia hisy fanompoam-pivavahana hiderana sy hisaorana an’Andriamanitra ary ho fankasitrahana an’Atoa RAMAMONJISOA Philbert mpitandrina mianakavy ao amin’ny FJKM Ankadikeny Ilafy, noho ny fahavitany taompiasana roa tamin’ny maha filoha azy tao amin’ny FFP satria hijanona hisotro ronono izy. Manasa anao izay afaka hiombona amin’izany fotoana izany àry ry havana. Fantatsika tsara ny fahasahiranana nateraky ny fiparitahan’ny covid19 sy ny fepetra noraisin’ny fanjakana manoloana izany. Niteraka fihitsohan’ny asa amin’ny lafiny rehetra izany ary tsy afaka tamin’izany akory ny FFP. Nandray fepetra ny birao, noho izany hampihena ny boky atonta samihafa mba tsy hahafaty antoka toy ny boky Herinandro Masina, ny Herinandron’ny Fanahy Masina, ny Teny Soa enim-bolana faharoa taona 2020 nefa mbola tsy lany ihany izany. Eo anatrehan’izany dia mila fanohanana amim-bavaka mihitsy ary fanampiana ka ny fanampiana mivantana tena andrandraina dia ny fanaovan’ny isam-piangonana rakitra. Raha oharina amin’ny sampana hafa mantsy dia isan’ireo tsy mahavory rakitra indrindra ny FFP raha atao ny fanisana.

Ampahatsiahivina ireo rehetra naka perikopa 2020 hamerina ny vidin’izany satria tena maro izany nefa mbola tsy nanefa izany, tena iantohan’ny fampandehanan-draharahan’ny FFP izany. Eo am-pamolavolana ny perikopa manaraka koa izao ary hivoaka izany amin’ny fotoana mahamety azy koa entanina isika hampiasa ny perikopa vokarin’ny FFP irery ihany satria misy ireo mpanao dika mitovy amin’izany ary ataony ho fitadiavam-bola azy manokana, tena mamono ny FFP nefa izany. Lazaina antsika fa vola, fotoana, asa saina nandaniana ron-doha no lany vao vita ny perikopa nefa misy ireo manao dika mitovy fotsiny dia mahazo volabe. Mampahery antsika hazoto hatrany amin’ny fandalinam-pinoana ka hiorenana amin’ny finoana marina na eo aza ny zava-manahirana atrehina.

« Farany, mahereza ao amin’ny Tompo sy amin’ny herin’ny faherezany » (Efe 6, 10). Manao veloma antsika rehetra amin’ny anaran’ny Tompo, « Ho amin’ny fanahinareo anie ny fahasoavan’i Jesoa Kristy Tompo ». (Fil 4, 23)

Ny Biraon’ny Sampanasa FFP,

 Ny Filoha,

RAHARIJAONA Solofonirina , Mpitandrina

Ny Tale,

RABEMANANTSOA Solofo  Mpitandrina

……………………………………………………………………………………………………..

SP ALAOTRA CHROME  (03)

FJKM ZOARA AMBOHIMANDROSO  …………………………………….22 100

 FJKM FAMPIHAVANANA BEJOFO …………………………………………20 000

 FJKM AMBOHITRARIVO ………………………………………………………15 350

SP AMBATONDRAZAKA VAOVAO (05)

FJKM FIHAVAOZANA SAHANIDINGANA  ……………………………….8800

 FJKM VOHIDIALA FINOANA  ……………………………………………….11 000

 FJKM DIDY NAZARETA  ……………………………………………………….12 000

 SP AMORON’I MANIA AMBOSITRA (06)

 FJKM MAROSOA …………………………………………………………………..13 000

FJKM AMBATOMARINA  ………………………………………………………….2000

FJKM AMBOVOMBE ANIVO ……………………………………………………5600

FJKM IARO……………………………………………………………………………….9400

 FJKM NAMANDRANO FIRAISANTSOA  …………………………………3 400

SP ATSIMON’ANKARATRA MIARADIA (08)

FJKM BELANOSY  …………………………………………………………………21 700

SP ANTANANARIVO ANDREFANA (10)

FJKM ANOSIVAVAKA  ………………………………………………………….115 000

FJKM AMBOHIMENA FAHASOAVANA  …………………………………40 200

 FJKM AMBOHITRANDRIAMANITRA  ……………………………………..7250

FJKM AMBATOMENA ………………………………………………………….100 100

FJKM ANDAVAMAMBA Kristy Velona  ……………………………………25 000

 FJKM AMBODIHADY VAOVAO  …………………………………………….30 000

FJKM ANOSIPATRANA  ……………………………………………………….300 000

 FJKM ANTANANTANANA BETELA  …………………………………………7400

FJKM AMBOHIJAFY FANANTENANA  ………………………………….50 000

FJKM ZIONA FAHAZAVANA ANOSIBE  ……………………………….100 000

FJKM AMBOHIJATOVO FITIAVANA  ……………………………………..50 000

 FJKM AMBAVAHADITOKANA FANILON’I KRISTY  ……………..48 700

FJKM ISOAVIMASOANDRO FIHAVAOZANA  ………………………..45 000

FJKM SALEMA VAOVAO 67Ha  ……………………………………………..20 000

FJKM AMPARIBE FAMONJENA …………………………………………..100 000

FJKM AMBOHIMANDROSO FAHAZAVANA MAHITSY  ………..23 100

SP ANTANANARIVO ATSIMO (11)

FJKM ANKADIMBAHOAKA  …………………………………………………50 000

 FJKM AMBOHIPOTSY RASALAMA  …………………………………….210 000

FJKM AMBOHIBORONA FITIAVANA  ……………………………………12 000

FJKM MAHITSY FEHIZORO  …………………………………………………..5 000

FJKM SOAMIAVAKA FILADELFIA  ……………………………………….96 600

FJKM VONTOVORONA FANANTENANA  ……………………………..75 300

FJKM AMBOHIJANAKA GARA FITIAVANA  ………………………….77 800

FJKM SOANIERANA ……………………………………………………………..30 000

FJKM IFARIHY FAMONJENA  ………………………………………………..20 000

SP ANTANANARIVO ATSINANANA (12)

 FJKM AMBATOROKA FINOANA  ………………………………………….131200

 FJKM FIAFERANA VAVAHADY FINOANA  ……………………………13 200

FJKM AMBATOLAMPY FIAFERANA  ……………………………………..30600

FJKM ANDRAINARIVO FAHASOAVANA …………………………….200 000

 FJKM ANKAZONORINA AMBOHIBATO ………………………………106 200

FJKM ISOAVINA FIHAVAOZANA  ………………………………………….92 000

FJKM MASINANDRIANA ILAFY (2018-2019) …………………………38 800

FJKM MANOHISOA FITIAVANA  ……………………………………………20 000

 FJKM LOHARANON’AINA SAMBAINA  ………………………………..62 400

 FJKM IMERINKASININA FANASINA  ……………………………………47 800

CENHOSOA  ……………………………………………………………….167 900

FJKM AMBOHIPENO FAMONJENA  ………………………………………15 000

FJKM ANONIMASINA ZIONA  ……………………………………………..158 020

FJKM AMBOHIMIANDRA  …………………………………………………..161 400

FJKM ANJOZORO FIVAVAHANA …………………………………………..24 200

 FJKM ANOSIVATO KANANA  ………………………………………………..10 000

FJKM FIHAONANA OMEGA  ………………………………………………….46500

FJKM AMBATOTOKANA  ………………………………………………………20 000

FJKM BETSIZARAINA FINOANA  ………………………………………….10 000

 FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA  ………………………..80 000

SP ARIVONIMAMO VAOVAO (13)

FJKM AMBOHIMAHAVELONA SAMPAM-BOALOBOKA FITIAVANA  …….11 350

SP ATSIMON’IARIVO MIRAY (15)

FJKM AMPANGABE FAMONJENA  ………………………………………..10 000

FJKM TANIKAFATRA FITIAVANA  …………………………………………17 800

FJKM ANTOTOHAZO FANANTENANA  ………………………………..18 000

FJKM AMBOHITSARARAY FITIAVANA  ………………………………….4 000

FJKM AMPANGABE FITIAVANA  ……………………………………………..5200

FJKM ANTANETIBE MAROMBY ………………………………………………1700

FJKM ANKERANA FILADELFIA  …………………………………………….3 700

FJKM ANKAVODIANA  ………………………………………………………….22 000

SP BOINA VAOVAO (17)

 VONDROM-PIARAHA MIVAVAKA FJKM AMBALAVOLA MAJUNGA ………20 200

SP IARIVO AVARADRANO (19)

FJKM AMBODIALA (2018) ……………………………………………………..30 000

FJKM AVARATSENA FANANTENANA  ………………………………….67 900

FJKM AMBOHIMARINA F. Ivato …………………………………………….12 900

FJKM TRANOVATO AMBATONAKANGA  ……………………………100 000

FJKM FONOHASINA FIRAISANA  …………………………………………15 000

 FJKM AMBONDRONA FIRAISANA ……………………………………….50 000

 FJKM TSARAFARA  ……………………………………………………………….20 000

TANORA ZOKINY FJKM AMBONDRONA FILADELFIA  ……….10 000

SP MANANARA FIRAISANA (22)

FJKM ANTOKONANA FIFANKATIAVANA  ……………………………….9400

 FJKM ANTOBY FITAHIANA  …………………………………………………..22000

FJKM AMBOHITSARATANY FANDRESENA  ……………………………7500

FJKM ANOSIFITIAVANA  ……………………………………………………….23 800

 SP MATSIATRASOA (25)

 FJKM TSARAMANDROSO Z.F ……………………………………………….10 800

 SP MIARINARIVO FAHAZAVANA (27)

FJKM AMBOHIMIRARY FAHARETANA  …………………………………6 000

FJKM ANKOTRABE  ………………………………………………………………..4 200

 FJKM AMBATOLAMPY IFANJA  ………………………………………………4 800

SP SOFIA ANDREFANA (30)

FJKM ANTANANAMBO  ………………………………………………………….8 400

 SP TOAMASINA VAVAHADIN’NY FILAZANTSARA (31

 FJKM KRISTY FEHIZORO MAROMAMY……………………………….15 700

FJKM ZOARA FAMONJENA ANKIRIHIRY  …………………………..100 000

SP TOLIARA FIHAVAOZANA (33)

 FJKM IVOHIMBE  ………………………………………………………………….19 700

SP TSIROANOMANDIDY (34)

FJKM AMBAVAHADY BETELA  …………………………………………….18 500

 SP FAHAZAVANA ATSIMO ANDREFANA (36)

FJKM ANALAIVA FAHARETANA  …………………………………………….2500

FJKM MALAIMBADY  …………………………………………………………….3 900

PE BEMANONGA FITIAVANA  …………………………………………………6 500

SP AMBATOLAMPY ATSINANAN’ANKARATRA FAHAZAVANA (38)

FJKM BETELA FAMONJENA …………………………………………………13 200

FJKM ANALAKELY  ………………………………………………………………50 000

Perikopa 2024

Aprily: MANAZAVA NY MPINO NY TOMPO

| | 21. Alahady III manaraka ny Paska
Isaia 60. 18–22 | Lioka 11. 33 – 36 | Efesiana 5. 8–14

| | 28. Ala. IV man. Paska – Asa TOPAZA
Genesisy 21. 12–21 | Matio 19. 13–15 | Hebreo 12. 7–11

Mey: MAMPAHERY NY FANAHY MASINA

| | 05. Alahady faha V manaraka ny Paska
Joba 33. 1–7 | Jaona 1. 32–34 | Romana 8. 9–13

| | 09. ANDRO NIAKARANA
Salamo 68. 15–18 | Marka 16. 19–20 | Heb. 9. 23–28

FJKM Fahazavana

ALAHADIN’NY DORKASY 2024

FJKM IFALIARIVO AMBANIDIA

Production FTV