Vavaka / 18 Aogos 2020.

FANDAHARAM-POTOANA 18 AOGOSITRA 2020 AMIN’NY 9 ora – 3 ora

VAVAKA SY FIFADIAN-KANINA HO AN’NY FIANGONANA TSINGERITAONAN’NY NIORENAN’NY F.J.K.M.

« Koa aza menatra ny ho vavolombelon’nyTompontsika »

(II Tim. 1 : 8a)

  1. FANOMPOAM-PIVAVAHANA BMF (9 ora – 10 ora)
  2. Fiderana sy fisaorana an’Andriamanitra
  3. Sal.66, 16-20
  4. Hira 6 : 1,2
  5. Vavaka
  6. Sitrapon’Andriamanitra :
  7. IITim.1,6-8
  8. Hira 295 : 1,3
  9. Fiaiken-keloka
  10. Vavaka fifonana
  11. Hira FF.2 :1
  12. Famelan-keloka :
  13. Jer.31, 33-34b
  14. Hira 635, 1-3
  15. Fanambaram-pinoana
  16. Fanekem-pinoanaApostolika
  17. Fotoana ho an’ny ankizy sy ny tanora
  18. Raharaham-piangonana
  19. Rakitra
  20. Hira Choral
  21. Fanolorana ny rakitra : Hira  275 :1,2
  22. FankalazananyTenin’Andriamanitra
  23. Hira 141 : 1,5
  24. Vavaka
  25. Vakiteny
  26. Hira 226
  27. Toriteny
  28. Hira CHORAL
  29. Vavakafangatahana
  1. FAMPIANARANA(10 ora – 12 ora )
  2. Hira SaFiF 70 : « Ry Fanahy Masina ao ambony »
  3. Vavaka
  4. Fampianarana I : « FIANGONANA FJKM OMALY SY ANIO» Rakotonavalona Maholy,Mpitandrina
  5. Hira Fanevan’ny faha 50 Taona F.J.K.M. : « Mijoroa »
  6. Vavaka
  7. Fanolorana laharana finday andraisana SMS
  8. Hira Fanampiny 1 : « Mitsangana ianao ry mino »
  9. Vavaka
  10. Fampianarana II : « FIANGONANA FJKM AO AORIAN’NY COVID 19 (POST COVID) » Rév.Dr RANDRIAMAMPIONONA Alfred, Filohan’ny K.F.T.
  11. Hira 242 : « Misaotra anao izahay ry Ray »
  12. Vavaka

Perikopa 2020

Septambra: Miasà amin'ny fatahorana an'Andriamanitra

| | 27. Ala. XVI man.Trinite- Sampanasa FFP
Mpito 8.9-13 / Mar 12.1-12 / 1 Tim 1.5-11

Oktobra: Mirosoa amin'ny finoana masina

| | 04. Ala.XVII man.Trinite
Eks 14.15-22/Jao 9.35-41/Joda 17-23

| | 11. Ala.XVIII man.Trinite-Radio Protestanta FFPM
1Sam 17.42-51/Lio 17.1-6/1 Kor 16.13-18

FJKM Fahazavana

FJKM ISOTRY FITIAVANA