Manjo
Filazana
Nodimandry ny Talata 14 Jolay 2020 ao amin’ny Toeram-Pitsaboana Loterana Ambohibao, nohon’ny « insuffisance rénale », ny Pastora Dr RABENOROLAHY Benjamin, Filoha FLM teo aloha.
Mampahery ny fianakaviany sy ireo mpino rehetra ao amin’ny FLM.
« Fa Andriamanitra efa namboatra izay tsara lavitra ho antsika, mba tsy hatao tanteraka ireo, raha tsy efa mby eo koa isika » Heb 11.40