Manjo

FILAZANA

Nodimandry ny Sabotsy 11 Jolay 2020 tamin’ny 9ora sy sasany ny Filohan’ny FLM sy Filohan’ny FFPM sady Filohan’ny FFKM amperinasa  

Rev. Dr RAKOTONIRINA David .

 Ny fandevenana  dia hotanterahina ny  Alahady 12 Jolay 2020 maraina ao Ambatovinaky aorian’ny fanompoampivavahana . Mampahery sy mampionona ny vady aman-janany ary ny fianakaviamben’ny FLM manontolo , ny kristiana rehetra  tsy ankanavaka noho ny fandaozan’ny Ray amandreny . 

Hoy i Jesoa taminy : « Izaho no fananganana ny maty sy fiainana , izay mino Ahy  na dia maty aza dia ho velona  indray » Jaona 11.25

Perikopa 2022

Janoary: MAHARITRA TSY MIOVA NY TOMPO

| | 30. Ala IV man Epifania / Marary hoditra
Lev 14.1-9 / Lio 5.12-16 / 1 Jao 3.1-6

Febroary: MITANA NY TENINY NY TOMPO

| | 06. Ala .V man. Epifania
Gen 15.7-21/ Lio 2.25-35/ Apo 21.1-5

| | 13. Ala.VI man.Epifania- Alahadin'ny Baiboly
Isa 55.6-11/ Mat 24.32-35 / Asa 27.21-26

| | 20. Ala .VII man.Epifania-Arsiva FJKM
Nom 23.16-24 / Jao 16.19-24 / Tit 1.1-4

FJKM Fahazavana

FJKM ANKADIKELY ILAFY