Manjo

Nantsoin ‘ny Ray hody any Aminy  teo amin’ny  faha- 54 taonany  ny Alahady 24 Mey  2020.

RANDRIAMANANTSOA ZOZO

Mpitandrina

FPMA Tafo  Nice France

Proviseur Lycée Privé Alpha Andraisoro

Ny vadiny : RAKOTOARISOA Seheno

Ny zanany : RANDRIAMANANTSOA  Ny  Ando sy NDAMINA Miarintsoa

                     RANDRIAMANANTSOA  Ny Kanto Nomena

                    RANDRIAMANANTSOA  Ny Fitahiana Sarobidy

Ny Rainy : ANDRIANAIVO  Joseph

Ny taizany : ANDRIANOME  Haingombinintsoa sy Domoina sy ny zanany

Ny iray tampo aminy , ny iray tampo amin’ny vadiny , ny fianakaviana manontolo , ny Fiangonana niaviany sy niasany ary niarahany niasa .

Ny  Fanompoampivavahana fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra dia hatao ao an-tranony Lot II F 14 Andraisoro , ny  Sabotsy 13 Jona 2020 amin’ny 9 ora sy sasany maraina , avy eo dia hapetraka any Antsahabe Vontovorona izay toerana hiandrasany ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty .

« Raha amin’izao  fiainana izao ihany no hanantenantsika an’i Kristy  dia mahantra indrindra noho ny olona rehetra isika , nefa tsy izany  fa efa natsangana tamin’ny maty  tokoa Kristy  ho santatr’izay  efa nodimandry »

1 Kor 15.19,20

Perikopa 2021

Aogositra: MIORENA AMIN'NY ASA TSARA

| | 01. Ala. IX man. Trinite
Deo. 15. 7 - 11/ Mat. 6. 1- 4/ Efe. 2. 8 - 10

| | 08. Ala. X man. Trinite - KFTM(Maritiora)
Sal. 31. 1 - 8/ Mat. 21. 33- 46/ Asa. 7. 51 - 8.1

| | 15. Ala. XI man. Trinite - Aumônerie Nationale
Oha. 14. 22 - 27/ Lio. 18. 18- 30/ 2kor. 9. 6 - 15

| | 22. Ala. XII man. Trinite
Mik. 6. 6 - 8/ Mar. 12. 41- 44/ Fil. 1. 1 - 11

FJKM Fahazavana

FJKM ANKADIKELY ILAFY