Manjo
Nantsoin ‘ny Ray hody any Aminy teo amin’ny faha- 54 taonany ny Alahady 24 Mey 2020.
RANDRIAMANANTSOA ZOZO
Mpitandrina
FPMA Tafo Nice France
Proviseur Lycée Privé Alpha Andraisoro
Ny vadiny : RAKOTOARISOA Seheno
Ny zanany : RANDRIAMANANTSOA Ny Ando sy NDAMINA Miarintsoa
RANDRIAMANANTSOA Ny Kanto Nomena
RANDRIAMANANTSOA Ny Fitahiana Sarobidy
Ny Rainy : ANDRIANAIVO Joseph
Ny taizany : ANDRIANOME Haingombinintsoa sy Domoina sy ny zanany
Ny iray tampo aminy , ny iray tampo amin’ny vadiny , ny fianakaviana manontolo , ny Fiangonana niaviany sy niasany ary niarahany niasa .
Ny Fanompoampivavahana fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra dia hatao ao an-tranony Lot II F 14 Andraisoro , ny Sabotsy 13 Jona 2020 amin’ny 9 ora sy sasany maraina , avy eo dia hapetraka any Antsahabe Vontovorona izay toerana hiandrasany ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty .
« Raha amin’izao fiainana izao ihany no hanantenantsika an’i Kristy dia mahantra indrindra noho ny olona rehetra isika , nefa tsy izany fa efa natsangana tamin’ny maty tokoa Kristy ho santatr’izay efa nodimandry »
1 Kor 15.19,20