Manjo
Nodimandry teo amin’ny faha-68 taonany
RAKOTOARIMANANA Fitahiantsoa Benjamina
(Mpitandrina misotro ronono)
Hoy : ny Foibe FJKM, Sampanasa AFF, SP Toamasina V.F/ SP Fahazavana Atsimo andref/ FJKM Saint Denis sy Saint André La Reunion/ Kristy Mpanjaka Belo sur Tsiribihana /Bekopaka/Antsiraraka/Mahagaga Morondava/ Amhohitrinimanga/Ambohimifangitra.
Ny vadiny : RAVELOMAMPIANINA Eliane Marie Gilberte.
Ny zanaka aman-jafy , ny iray tampo aminy sy amin’ny vadiny .
Ny fandaharam-potoana dia miankina amin’ny fahatongavan’ny razana avy any La Reunion . Ireto misy laharana azonao antsoina mahakasika ny vaovao : 034 10 622 59/ 034 37 837 34