SP 11/FJKM Ankadimbahoaka
« Haleloia! miderà an’i Jehovah , fa tsara Izy. Fa mandrakizay ny famindrampony » Sal 106.1
FIANTSOANA
Antsoina ny zanaky ny Fiangonana rehetra eto FJKM Ankadimbahoaka na ny lavitra na ny akaiky mba ho tonga maro hanome voninahitra an’Andriamanitra amin’ny fotoana hitrotroana amam-bavaka ny Ray amandreny , ny Mpitandrina ANDRIAMANAMPY RAFIDISON Timoty mivady. Izany dia hatao ny Alahady 08 Martsa 2020 , amin’ny 9 ora maraina , sady mivonona amin’ny marika hita maso ho fanohanana azy ireo .
Aoka hifampilaza