VKMM/ AFME 2020.

Andro Fiaraha-Mivavaka Erantany (AFME)

Fifaliana ho an’ny « Vehivavy Kristiana Mpiara-Mivavaka« (VKMM) ny manasa anareo hanatrika ny Fanompoampivavahana noho ny Andro Fiaraha-Mivavaky ny Vehivavy Erantany (AFME) araka izao :

Alakamisy 05 Martsa 2020 :

  • 9 ora 30 maraina – 4ora tolakandro ao amin’ny FJKM Andravoahangy Fivavahana : Fanompoampivavahana fanokafana, lahateny, fitokanam-bavaka…

Zoma 06 Martsa 2020 :

  • 9.30 maraina ao amin’ny METM Betela Fitiavana Avaradoha : Fanarahana ny fandaharana iraisana erantany nomanin’ireo vehivavy any Zimbabwe « Mitsangana , ento ny fandrianao ka mandehana »

Hery lehibe ho anay ny fahatongavanao.

Filankevitra : 032 55 942 04 / 034 89 871 08

Perikopa 2024

Aprily: MANAZAVA NY MPINO NY TOMPO

| | 28. Ala. IV man. Paska – Asa TOPAZA
Genesisy 21. 12–21 | Matio 19. 13–15 | Hebreo 12. 7–11

Mey: MAMPAHERY NY FANAHY MASINA

| | 05. Alahady faha V manaraka ny Paska
Joba 33. 1–7 | Jaona 1. 32–34 | Romana 8. 9–13

| | 09. ANDRO NIAKARANA
Salamo 68. 15–18 | Marka 16. 19–20 | Heb. 9. 23–28

| | 12. Ala. VI man. Paska – Sampana Lehilahy Kristiana
Mpitsara 14. 5–9 | Jaona 16.5–11 | Galatiana 6. 1–10

FJKM Fahazavana

FJKM TRANOVATO AMBATONAKANGA – SP IARIVO AVARADRANO (19)

Alahady 21 Aprily 2024

Production FTV