Diak sy lohol/Daty sy Toer
FIHAONAMBEN’NY DIAKONA SY LOHOLONA
Daty : 22, 23, 24 Septambra 2020
- Ny toerana sy ny Fitsinjarana ireo Synodamparitany miaraka aminy :
Toerana telo (03) no hanatanterahana ny fihaonambe ary nezahana ny hamaly ny tomban’ezak’ireo namonjy Fihaonambe farany :
- BORIZINY-PORT BERGE, ao amin’ny SP Sofia Andrefana (30):
Ireto ny laharan’ireo SP miaraka ho any :09, 12, 16, 17, 18, 20, 21, 26, 27, 29, 30, 34, 35.
- AMBATONDRAZAKA , ao amin’ny SP Ambatondrazaka Vaovao (05):
Ireto ny laharan’ireo SP miaraka ho any : 01, 02, 03, 05, 10, 13, 22, 24, 28, 31, 32.
- MORONDAVA, ao amin’ny SP Fahazavan’Atsimo Andrefana (36)
Ireto ny laharan’ireo SP miaraka ho any : 04, 06, 07, 08, 11, 14, 15, 19, 23, 25, 33, 36