SP 12 /FJKM Andrainarivo F.
Sampana Tanora Kristiana Zokiny
FANASANA
Asaina am-pitiavana ianao mba hiara-hidera sy hisaotra an’ Andriamanitra ary hitondra amam-bavaka ny vehivavy kristiana manana andraikitra samihafa eto amin’ny firenena sy ny fiangonana .
Izany dia hatao ao amin’ny FJKM ANDRAINARIVO FAHASOAVANA ny Alahady 08 Martsa 2020 ,amin’ny 9ora maraina .
Ramatoa ANDRIAMAHAZOSOA Esther ,Mpitandrina , vadin’ny Filohan’ny FJKM no hitoriteny .
Maniry ny fahatongavanao ho Voninahitr’Andriamanitra.