Alah’Arsiva sy Tranombakoka 2020

MAHATOKY NY TENY VAVOLOMBELON’ NY TOMPO

ALAHADIN’NY ARSIVA SY TRANOMBAKOKA taona 2020

  • FANDAHARANA IOMBONANA
  • HAFATRA
  • RAKITRA ARSIVA 2018, 2019

Alahady  16 Febroary 2020

FANDAHARAM-POTOANA

  • Fidirana : Feon-javamaneno na Antoko Mpihira
  • Hira Faneva faha 200 taona Sekoly FJKM
  • Fiarahabana Apostolika : II Kor 13 : 14 Amena
  • Fiantsoana ny Anaran’Andriamanitra
    • Salamo faha 103
    • Hira Tsanta  5

Vavaka fiderana

  • Sitrapon’Andriamanitra: «  Josoa 1 : 8 :»Sambatra ny mahitsy làlana…”
    • Hira  503
  • Vavaka fifonana 
    • Hira  Fanampiny 22
  • Famelan-keloka : “ I Pet. 1:23” Sambatra ny olona izay voavela ny helona…”
    • Hira 392 : 1
  • Fanekem-pinoana laharana faha – 3
  • Feon-javamaneno na Antoko Mpihira
  • Hafatra avy amin’ny Foibe Arsiva syTranombakoka
  • Raharahan’ny Fiangonana
  • Fanatitra (Antoko Mpihira)

Fanolorana ny fanatitra

  • Hira 275 : 1
  •  Fankalazana ny Tenin’Andriamanitra
    • Hira 212
  • 5mn n’ny Sekolin’ny Tenin’Andriamanitra 
    • Hira 226
  • Vavaka sy Soratra Masina :

Sal 19 : 7 -11. / Lio 5 : 1-7 /I Pet 1 : 22-25

  • Hira 177 : 1-3
  • Toriteny

         Hira (Antoko Mpihira)

  • Vavaka fangatahana + vavaka nampianarin’ny Tompo
  • Asa vavolombelona
    • Hira 435 :  1-3
  • Tsodrano. Nomery 6/24-26Amena!
    • Ho an’Andriamanitra ny voninahitra !

Amin’ny Anaran’ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina. AMENA !

HAFATRA

Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika”II Tim. 1:8a

Ry Havana,

Isaorana ny Tompo noho ny famindrampony. Faly miarahaba antsika rehetra nahavita soa ny fankalazana ny Noely sady nahatratra izao taona vaovao izao. Ny tana-maherin’Andriamanitra anie homba antsika hatrany ahazoantsika fifaliana sy fiadanana mandrankariva amin’ny fanatanterahana ny asany  rehetra.  II Tes. 3/16a.

Ity taona 2020 ity no hamaranana ny fanavaozana eto anivon’ny FJKM koa entintsika am- bavaka izany. Eo ihany koa ny Synoda Lehibe faha  IXX any Sambava ny volana Aogositra  ho avy izao.

Manomboka amin’ity taona 2020 ity dia ALIMANAKA FJKM no vokarin’ny Arsiva sy Tranombakoka izay misy ireo sary tranainy, ny tetiandron’ny Foibe,  ny datin’ny Isankerintaona avy amin’ny SP rehetra. Manentana ny Mpitandrina sy ny Kristiana momba ny fanangonana sy fiarovana ireo zavatra fahatsiarovana satria sarobidy loatra ho an’ny Fiangonana izany.  Manentana ireo SP mbola tsy nahavita ny fandefasana ireo labasy misy ny tantarany aty amin’ny Arsiva/FJKM mba hanao izany. Isorana ny Tompo ny efa fanatanterahana ny daty malaza isaky ny Synodamparintany; aoka hamantatra ireo sary, na hira na fitaovana tranainy izay nampiavaka ny Fiangonana ka fonosina sy ampirimina amin’ny toerana azo antoka. Aoka ho raiketina an-tsoratra ny karazany,, ny isany, ny  toetoetrany, ny Fitandremana misy azy, Ohatra momba ny Fanaka : filanjana, seza, latabatra, kalisy, Momba ny Boky  : Baiboly tranainy, Tiona, bokin-kira. Momba ny Sary : Fiangonana, mpitondra Fivavahana, Momba ny sary : sarintany, Tilikambo, vavahady sns.. Momba ny Zavamaneno : harmonia, orgue, antsiva. Tsapa tokoa fa manamora ny fananganana Mozea ny fanorenana Fiangonana anefa ny taloha dia mbola mitoetra.

Isaorana hatrany ny SP sy ny Fitandremana nandrotsaka ny Rakitra tamin’iny taona ity ary manentana ny  fandrotsahana ho an’nyFoiben’ny Arsiva sy Tranombakoka FJKM eto Faravohitra na arotsaka amin’ity kaonty ity BNI Madagascar kaonty n° 01 0449290020 094 Association FOIBE FJKM Bibliothèque Archives BP 623 101 Antananarivo. Na apetraka ao amin’ny Foibe SAF/FJKM.Tolorana fisaorana manokana ireto Fiangonana ireto izay nandrotsaka ny  anjara rakitra ny taona  2018  sy ny  taona 2019. Azonareo atao ny miantso anay amin’ny fanentanana aty amin’ny Fiangonana.

Dia manao veloma amin’ny Anaran’ny Jesoa kristy ho an’ny mpianakavin’ny Finoana rehetra !

Ny Filohan’ny Komity                             Ny Tale

RAHAJARY R. Tsialoninarivo.      RALISON R. Fara Fanja, Mpitandrina                                       

Rakitra Alahadin’ny Arsiva 2019

Synodamparitany Afovoany Andrefana  01  
Rakitra FJKM Ambatolava Karmela SP 01 10 000
Rakitra FJKM Andavabato Fahasoavana SP 01 12 900
Synodamparitany Afovoany Atsinanana Vaovao 02  
Rakitra FJKM Ampasina Maningory SP 02 40 300
Synodamparitany Ambatondrazaka Vaovao 05  
Rakitra FJKM  Andrarabary Fitiavana SP 05 7 500
Rakitra FJKM Andilanomby Ambatondrazaka SP 05 8 100
Rakitra FJKM Vohidiala SP 05 10 000
Synodamparitany Amoron’ i Mania Ambositra 06
 FJKM Ambondrona Filadelfia  SP 06 – Rakitra 2018 2 400
FJKM Ambondrona  SP 06 – Rakitra 2018 3 300
 FJKM Iakarina Finoana SP 06 – Rakitra 2018 1 250
FJKM Nanandrana Firaisantsoa SP 06 – Rakitra 2018 3 100
FJKM Vohimarina Fitiavana SP 06 – Rakitra 2018 1 250
Synodamparitany Andrefana Atsimonankaratra Miara-dia 08
Rakitra VOMM Galilia Fiorenana SP 08 11 800
Synodamparitany Antananarivo Andrefana 10 (13)
Rakitra Salema vaovao 2018 25 000
Rakitra FJKM Ambalavao Isotry SP 10 106 600
Rakitra FJKM Ambatomena SP 10 68 200
Rakitra FJKM Ambavahaditokana SP 10 84 100
Rakitra FJKM Ambodihady Vaovao SP 10 30 000
Rakitra FJKM Ambodimita Betela SP 10 122 000
Rakitra FJKM Ambohijatovo Fitiavana SP 10 50 000
Rakitra FJKM Ambohijafy Fanantenana SP 10 40 000
Rakitra FJKM Ambohimamory Malala Orimbato SP 10 173 450
Rakitra FJKM Ambohimena Fahasoavana SP 10 27 400
Rakitra FJKM Antongombato Fahasoavana SP 10 61 000
Synodamparitany Antananarivo Andrefana 10  
Rakitra FJKM Kristy Fanantenana Antohomadinika SP 10 25 000
Rakitra FJKM Ziona Fahazavana Anosibe SP 10 200 000
Rakitra FJKM Salema Vaovao 67 Ha SP 10 25 000
Synodamparitany Antananarivo Atsimo 11  
Rakitra FJKM  RASALAMA Ambohipotsy SP 11 200 000
Rakitra FJKM Ambohiborona Fitiavana SP 11 10 700
Rakitra FJKM Ambohijanaka Gara Fitiavana SP 11 89 420
Rakitra FJKM Ambohimanoa Alasora SP 11 40 000
Rakitra FJKM Ankadimbahoaka SP 11 50 000
Rakitra FJKM Fiadanana Maritiora SP 11 106 500
Rakitra FJKM Ifarihy Famonjena SP 11 30 000
Synodamparitany Antananarivo Atsinanana 12  
Rakitra FJKM Ambavahadimitafo 100 000
Rakitra FJKM Ambatoroka Finoana SP 12 105 500
Rakitra FJKM Ambavahadimitafo SP 12 100 000
Rakitra FJKM Ambohimiandra SP 12 125 200
Rakitra FJKM Ambohipeno Famonjena SP 12 15 000
Rakitra FJKM Ambohitriniandriana Fitiavana SP 12 15 000
Rakitra FJKM Andraisoro Kristy Fehizoro SP 12 40 000
Rakitra FJKM Anonimasina SP 12 51 500
Rakitra FJKM Manohisoa Fitiavana SP 12 10 000
Rakitra FJKM Tranovato Faravohitra  SP 12 900 300
Rakitra Aumonerie CENHOSOA SP 12 83 100
Rakitra FJKM Betafo SP 12 32 100
Synodamparitany Arivonimamo Vaovao 13  
Rakitra FJKM  Ziona Famonjena Imerintsiatosika SP 13 122 800
Rakitra FJKM Ambatobe Lovasoa SP 13 7 360
Rakitra FJKM Ambohimahavelona Sampamboaloboka SP 13 7 700
Rakitra FJKM Antenimbe SP 13 14 700
Rakitra FJKM Ambohitrony Fiadanana SP 13 5 920
Rakitra FJKM Miadanimerina SP 13 8 050
Rakitra FJKM Orima Manalalondo SP 13 9 500
Rakitra FJKM Tsirangaina SP 13 19 200
Rakitra FJKM Ziona Fiovana Amboanana SP 13 10 600
Synodamparitany Atsimon’Iarivo Miray 15
Rakitra FJKM Marirano Betlehema SP 15 – 2018 14 800
Rakitra FJKM Ambatolampy Fitiavana SP 15 40 000
Rakitra FJKM Amboanjombe Ankavodiana SP 15 14 100
Rakitra FJKM Ambolotarakely Edena Fihavaozana SP 15 5 000
Rakitra FJKM Ampangabe Famonjena SP 15 21 000
Rakitra FJKM Ambohimangakely SP15 4 600
Rakitra FJKM Andranomainty Salema SP 15 4 200
Rakitra FJKM Antanetibe Maromby SP 15 2 000
Rakitra FJKM Antsiriribe Finoana SP 15 12 200
Rakitra FJKM Antotohazo SP 15 18 400
Rakitra FJKM Bemasoandro SP 15 10 000
Rakitra FJKM Manarintsoa Fahazavana SP 15 11 100
Rakitra FJKM Marirano Betlehema SP 15 14 800
Rakitra FJKM Soamonina Fanavaozana SP 15 5 800
Rakitra FJKM tsarazaza Finoana SP 15 6 200
Rakitra FJKM Tsiafahy Fihavaozana SP 15 60700
Rakitra FJKM Ankerana Filadelfia 4 300
Synodamparitany Iarivo avaradrano 19
Rakitra FJKM Ambatonakanga SP IA 19 100 000
Rakitra FJKM Ambodiala Peniela SP 19 35 000
Rakitra FJKM Ambohimarina Fiderana SP 19 26 820
Rakitra FJKM Antanandrano Fitahiana SP IA 19 24 700
Rakitra FJKM Antsampandrano Fiderana SP19 213 700
Rakitra FJKM Faravohitra Avaratra SP 19 50 300
Rakitra FJKM Tsarafara Sabotsy Namehana SP 19 20000
Synodamparitany Bemaraha 21  
56* Rakitra FJKM Betela Vaovao Maintirano SP 21 23000
Synodamparitany Mananara Firaisana 22  
57* Rakitra FJKM Andranokotona U F SP 22 12 200
58* Rakitra FJKM Ambohijanahary Fanantenana SP 22 7 000
Rakitra FJKM Anosy Fitiavana SP 22 31 000
Synodamparitany Mananjary Pangalana 23  
Rakitra Pe Sahavato SP Mananajary Pangalana SP 23 25 000
Synodamparitany Matsiatrasoa 25  
Rakitra FJKM Tsaramandroso Ziona Fihavaozana SP 25 13 800
Synodamparitany Miarinarivo  Fahazavana 27  
Rakitra FJKM ankotrabe SP 27 5 200
Rakitra FJKM Sanganoro Fahazavana SP 27 17 400
Synodamparitany Mandridrano Mpiambina Soavinandriana Itasy 29  
Rakitra FJKM Ampary Famonjena SP 29 5300
Rakitra FJKM Andranomanoa Fehizoro  SP 29 18 000
Synodamparitany Toliara Fihavaozana 33  
Rakitra FJKM Ambahikely SP 33 17 000
Rakitra PE Sakaraha Manodidina SP 33 10 000
Synodamparitany Tsiroanomandidy 34  
Rakitra Andranomadio Antanambao Fahazavana SP 34 5 400
Synodamparitany Atsimonankaratra Fahazavana 38  
Rakitra FJKM Belambo Lapan’ny Fiadanana SP 38 25 800
Rakitra FJKM Mahazina Famonjena SP 38 10 000
Rakitra FJKM Mamory Fitiavana  SP 38 13 420
Fiangonana miisa 94

Perikopa 2024

Aprily: MANAZAVA NY MPINO NY TOMPO

| | 28. Ala. IV man. Paska – Asa TOPAZA
Genesisy 21. 12–21 | Matio 19. 13–15 | Hebreo 12. 7–11

Mey: MAMPAHERY NY FANAHY MASINA

| | 05. Alahady faha V manaraka ny Paska
Joba 33. 1–7 | Jaona 1. 32–34 | Romana 8. 9–13

| | 09. ANDRO NIAKARANA
Salamo 68. 15–18 | Marka 16. 19–20 | Heb. 9. 23–28

| | 12. Ala. VI man. Paska – Sampana Lehilahy Kristiana
Mpitsara 14. 5–9 | Jaona 16.5–11 | Galatiana 6. 1–10

FJKM Fahazavana

FJKM TRANOVATO AMBATONAKANGA – SP IARIVO AVARADRANO (19)

Alahady 21 Aprily 2024

Production FTV