SP 11/FJKM Ankadimbahoaka
FIANTSOANA
« Ny voninahitr’ity trano ity any am-parany dia ho lehibe noho ny tany aloha , hoy i Jehovah , Tompon’ny maro, ary eto amin’ity fitoerana ity no hanomezako fiadanana , hoy i Jehovah Tompon’ny maro » Hagay 2.9
Antsoina isika rehetra zanaky ny FJKM ANKADIMBAHOAKA na ny lavitra na ny akaiky ho tonga maro hifanotrona amin’ny fanokafana ny Taom-pankalazana an’ Andriamanitra noho ny faha-155 taona nijoroan’ny Fiangonana . Izany dia hotanterahina ny Alahady 26 Janoary 2020 , manomboka amin’ny 9 ora maraina . Samia mifanentana .
Ny Mpitandrina
ANDRIAMANAMPY Rafidison Timoty