SFL/ Taombaovao 2020

FANASANA

 » Inona no ataonareo mihoatra noho ny sasany » Mat 5 : 47b

Ny Filoha , ny Biraon’ny Sampana Fivondronana Laika ,ny Tonia dia faly manasa antsika VPL / VFL  hiara-hisaotra sy hanome Voninahitra an’Andriamanitra noho ny Taona vaovao 2020 ,ny Alahady 26 Janoary 2020  ao amin’ny FJKM Namontana Fialofana SPÄA10.

Hanomboka amin’ny 2 ora tolakandro ny antsam-piderana ary amin’ny 3ora ny fanombohan’ny fanompoam-pivavahana. Aoka isika hifanentana ho tonga maro ho Voninahitr’Andriamanitra. 
 « Ary izaho kosa haneho aminao ny finoako amin’ny asako » Jak 2 : 18b

Ny Tonia
RAJAONAH Dina

Perikopa 2021

Janoary: MANEHO NY MAHA -ANDRIAMANITRA AZY NY TOMPO

| | 24. Ala III man . Epifania-FFKM
Eks 33.12-23 / Mat 3.13-17 / Asa 17. 22-34

| | 31. Ala. IV man. Epifania- Marary hoditra
2 Mpanj 5.15-27 / Mar 1.40-45 / 2 Pet 1.1-11

Febroary: MAMPIORINA NY MINO NY TENIN'ANDRIAMANITRA

| | 07. Ala.V man Epifania
Gen 15.1-6/ Lio 5.1-11/ Rom 4.13-25

| | 14. Ala.VIman. Epifania -Alahadin'ny Baiboly
2 Tant 34.29-33/ Jao 6.60-71/ Heb6.13-20

FJKM Fahazavana

FJKM KATEDRALY ANALAKELY