Fanofanana / Site web

Fiantsoana

Ny Asa FIfandraisana sy FAmpahalalam-Baovao FJKM  (AFIFAB/FJKM) dia miantso ny Fitandremana  na ny Fikambanana na Sampana  eto anivon’ny FJKM  izay maniry  hanokatra TRANOKALAM-PIFANDRAISANA na SITE WEB, mba haneho ny fahavononany ka hanatitra ny taratasy fahavononana aty amin’ ny AFIFAB-FJKM,rihana faha-6, Trano Ifanomezantsoa Analakely ; aoriana dia mbola   hisy ny fampihaonana antsika rehetra sy fanofanana ny olona hiandraikitra izany.

Tena ilaina ny fanehoam-pahavononana ka ataovy an-taratasy izany miaraka amin’ny saram-panofanana sy fanokafana ny Site Web mitentina  100 000 ariary izay arotsaka eo am-pisoratana anarana  ao amin’ ny Porte 602 ,Rihana faha-6, Foibe FJKM Analakely.

Tena mirary ny sarany isan-taona koa mamporisika antsika rehetra hiroso ho amin’ ny fananganana SITE WEB indrindra ho an’ izay mbola tsy manana izany.

Mirary ny fiadanan’ny Tompo ho amintsika rehetra.  

SITE WEB / FJKM

Toriteny

26 janoary 2020 - FJKM Isotry Fitiavana
Video

26 janoary 2020 - FJKM Zoara Fanantenana Ambohipo
Video

19 janoary 2020 - Coliséum Antsonjombe
Video

12 janoary 2020 - FJKM Katedraly Analakely
Video

Perikopa 2020

Febroary: MAHATOKY NY TENY VAVOLOMBELON'NY TOMPO

| | 02. Ala.IV man Epifania
Sal 111.1-8/Jao 1.1-8/1Jao1.1-4

| | 09. Ala.V man Epifania- Al'Baiboly
2 Tant 23.1-11/Mat 7.24-29/Asa 20.32-35